Al-Waqi'ah · 71/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
أَفَرَأَيْتُمُ النَّارَ الَّتِي تُورُونَ ۝٧١
Afara`aytumun naaral latee tooroon
📖 Dikany Malagasy
Mba hitanareo va ny afo izay arehitrareo ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 69-73 — Surah Al-Waqi'ah

69أَأَنتُمْ أَنزَلْتُمُوهُ مِنَ الْمُزْنِ أَمْ نَحْنُ الْمُنزِلُونَ
Ianareo va no nampidina azy avy eny amin’ny rahona ? Sa Izahay no Mpampidina izany?
70لَوْ نَشَاءُ جَعَلْنَاهُ أُجَاجًا فَلَوْلَا تَشْكُرُونَ
Raha tianay dia nataonay masira izany. Koa nahoana àry ianareo no tsy mahay mankasitraka ?
71أَفَرَأَيْتُمُ النَّارَ الَّتِي تُورُونَ
Mba hitanareo va ny afo izay arehitrareo ?
72أَأَنتُمْ أَنشَأْتُمْ شَجَرَتَهَا أَمْ نَحْنُ الْمُنشِئُونَ
Ianareo va no nahary ny hazo sa Izahay no Mpahary ?
73نَحْنُ جَعَلْنَاهَا تَذْكِرَةً وَمَتَاعًا لِّلْمُقْوِينَ
Nataonay ho fampahatsiarovana izany, sy ho fitaovana ilain’izay mila azy.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
71Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 71

Surah Al-Waqi'ah Andininy 71 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mba hitanareo va ny afo izay arehitrareo ?

Surah Andininy 71/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 69–73. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers