Al-Waqi'ah · 72/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
أَأَنتُمْ أَنشَأْتُمْ شَجَرَتَهَا أَمْ نَحْنُ الْمُنشِئُونَ ۝٧٢
A-antum anshaatum shajaratahaaa am nahnul munshi`oon
📖 Dikany Malagasy
Ianareo va no nahary ny hazo sa Izahay no Mpahary ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 70-74 — Surah Al-Waqi'ah

70لَوْ نَشَاءُ جَعَلْنَاهُ أُجَاجًا فَلَوْلَا تَشْكُرُونَ
Raha tianay dia nataonay masira izany. Koa nahoana àry ianareo no tsy mahay mankasitraka ?
71أَفَرَأَيْتُمُ النَّارَ الَّتِي تُورُونَ
Mba hitanareo va ny afo izay arehitrareo ?
72أَأَنتُمْ أَنشَأْتُمْ شَجَرَتَهَا أَمْ نَحْنُ الْمُنشِئُونَ
Ianareo va no nahary ny hazo sa Izahay no Mpahary ?
73نَحْنُ جَعَلْنَاهَا تَذْكِرَةً وَمَتَاعًا لِّلْمُقْوِينَ
Nataonay ho fampahatsiarovana izany, sy ho fitaovana ilain’izay mila azy.
74فَسَبِّحْ بِاسْمِ رَبِّكَ الْعَظِيمِ
Koa ankalazao àry ny Anaran’ny Tomponao, ilay Lehibe indrindra !
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
72Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 72

Surah Al-Waqi'ah Andininy 72 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ianareo va no nahary ny hazo sa Izahay no Mpahary…

Surah Andininy 72/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 70–74. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers