Al-An'am · 163/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
لَا شَرِيكَ لَهُ ۖ وَبِذَٰلِكَ أُمِرْتُ وَأَنَا أَوَّلُ الْمُسْلِمِينَ ۝١٦٣
Laa shareeka lahoo wa bizaalika umirtu wa ana awwalul muslimeen
📖 Dikany Malagasy
Tsy manana Mpikambana Aminy Izy ! Ary izany no nandidiana ahy ary izaho no voalohany amin’ireo nankato an'I Allah”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 161-165 — Al-An'am

161قُلْ إِنَّنِي هَدَانِي رَبِّي إِلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ دِينًا قِيَمًا مِّلَّةَ إِبْرَاهِيمَ حَنِيفًا ۚ وَمَا كَانَ مِنَ الْمُشْرِكِينَ
Teneno hoe : “Tena marina fa izaho dia notarihin’ny Tompoko amin’ny lala-mahitsy, finoana izay mahitsy, finoan’i Abrahama, izay madio, ary tsy anisan’ireo mpanompo Sampy Izy.
162قُلْ إِنَّ صَلَاتِي وَنُسُكِي وَمَحْيَايَ وَمَمَاتِي لِلَّهِ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Teneno hoe : “Tena marina fa ny fivavahako sy ny sorona izay ataoko, ny fahavelomako sy ny fahafatesako dia an’I Allah Tompon’izao Tontolo izao.
163لَا شَرِيكَ لَهُ ۖ وَبِذَٰلِكَ أُمِرْتُ وَأَنَا أَوَّلُ الْمُسْلِمِينَ
Tsy manana Mpikambana Aminy Izy ! Ary izany no nandidiana ahy ary izaho no voalohany amin’ireo nankato an'I Allah”.
164قُلْ أَغَيْرَ اللَّهِ أَبْغِي رَبًّا وَهُوَ رَبُّ كُلِّ شَيْءٍ ۚ وَلَا تَكْسِبُ كُلُّ نَفْسٍ إِلَّا عَلَيْهَا ۚ وَلَا تَزِرُ وَازِرَةٌ وِزْرَ أُخْرَىٰ ۚ ثُمَّ إِلَىٰ رَبِّكُم مَّرْجِعُكُمْ فَيُنَبِّئُكُم بِمَا كُنتُمْ فِيهِ تَخْتَلِفُونَ
Teneno hoe : “Ankoatran’I Allah ve no tadiaviko ho Tompo, nefa Izy no Tompon’ny zava-drehetra ? Ny tsirairay dia tsy hahazo afa-tsy amin’ny asa izay nataony ihany ary tsy misy na dia iray aza hibaby ny enta-mavesatry ny hafa. Avy eo, any amin’ny Tomponareo no hiverenanareo, ka hambarany aminareo izay zavatra nampifanditra anareo.
165وَهُوَ الَّذِي جَعَلَكُمْ خَلَائِفَ الْأَرْضِ وَرَفَعَ بَعْضَكُمْ فَوْقَ بَعْضٍ دَرَجَاتٍ لِّيَبْلُوَكُمْ فِي مَا آتَاكُمْ ۗ إِنَّ رَبَّكَ سَرِيعُ الْعِقَابِ وَإِنَّهُ لَغَفُورٌ رَّحِيمٌ
Ary Izy no nanao anareo ho taranaka nifandimby eto an-tany, nampiakatra ny mari-boninahin'ny sasany eo aminareo manoloana ny sasany hafa, mba hitsapany anareo amin’izay nomeny anareo. Marina fa ny Tomponao dia haingam-panasaziana. Ary tena marina fa Izy dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
163Andininy

Fandikana — Al-An'am 163

Surah Al-An'am Andininy 163 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy manana Mpikambana Aminy Izy ! Ary izany no nandidiana…

Surah Andininy 163/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 161–165. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers