Al-An'am · 24/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
انظُرْ كَيْفَ كَذَبُوا عَلَىٰ أَنفُسِهِمْ ۚ وَضَلَّ عَنْهُم مَّا كَانُوا يَفْتَرُونَ ۝٢٤
Unzur kaifa kazaboo `alaaa anfusihim, wa dalla `anhum maa kaanoo yaftaroon
📖 Dikany Malagasy
Jereo ahoana ny fandaingan'izy ireo amin’ny tenany ihany, ary nialan'izy ireo tamin'izay noforoniny.
🎧 Henoy

📜 Andininy 22-26 — Al-An'am

22وَيَوْمَ نَحْشُرُهُمْ جَمِيعًا ثُمَّ نَقُولُ لِلَّذِينَ أَشْرَكُوا أَيْنَ شُرَكَاؤُكُمُ الَّذِينَ كُنتُمْ تَزْعُمُونَ
Ary amin’ny andro izay hamorianay azy rehetra ireo ka hitenenanay amin’ireo izay nampikambana an'I Allah amin’ny hafa hoe : “Aiza avokoa ireo izay nakambanareo tamin'I Allah izay nireharehanareo ?
23ثُمَّ لَمْ تَكُن فِتْنَتُهُمْ إِلَّا أَن قَالُوا وَاللَّهِ رَبِّنَا مَا كُنَّا مُشْرِكِينَ
Noho izany, ny hany mba fialantsin'izy ireo dia ny milaza hoe : “Mianiana amin’i Allah Tomponay izahay fa tsy nampikambana Azy tamin'ny hafa velively!”
24انظُرْ كَيْفَ كَذَبُوا عَلَىٰ أَنفُسِهِمْ ۚ وَضَلَّ عَنْهُم مَّا كَانُوا يَفْتَرُونَ
Jereo ahoana ny fandaingan'izy ireo amin’ny tenany ihany, ary nialan'izy ireo tamin'izay noforoniny.
25وَمِنْهُم مَّن يَسْتَمِعُ إِلَيْكَ ۖ وَجَعَلْنَا عَلَىٰ قُلُوبِهِمْ أَكِنَّةً أَن يَفْقَهُوهُ وَفِي آذَانِهِمْ وَقْرًا ۚ وَإِن يَرَوْا كُلَّ آيَةٍ لَّا يُؤْمِنُوا بِهَا ۚ حَتَّىٰ إِذَا جَاءُوكَ يُجَادِلُونَكَ يَقُولُ الَّذِينَ كَفَرُوا إِنْ هَٰذَا إِلَّا أَسَاطِيرُ الْأَوَّلِينَ
Ary misy amin’izy ireo izay mihaino anao, nefa nasianay sarona ny fon’izy ireo; mba tsy ahazoan’izy ireo azy, ary voatampina ny sofin’izy ireo. Na dia mahita ireo porofo rehetra aza izy ireo dia tsy hino izany velively. Rehefa tonga hiady hevitra aminao izy ireo dia hiteny ireo izay tsy nino manao hoe : “Tsy inona izany afa-tsy anganon’ireo olona taloha”.
26وَهُمْ يَنْهَوْنَ عَنْهُ وَيَنْأَوْنَ عَنْهُ ۖ وَإِن يُهْلِكُونَ إِلَّا أَنفُسَهُمْ وَمَا يَشْعُرُونَ
Izy ireo dia mandrara ny olona tsy hanatona azy no sady manalavitra azy.Tsy manapotika afa-tsy ny tenany ihany, saingy tsy tsapan’izy ireo izany.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
24Andininy

Fandikana — Al-An'am 24

Surah Al-An'am Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Jereo ahoana ny fandaingan'izy ireo amin’ny tenany ihany, ary nialan'izy…

Surah Andininy 24/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers