Al-An'am · 28/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
بَلْ بَدَا لَهُم مَّا كَانُوا يُخْفُونَ مِن قَبْلُ ۖ وَلَوْ رُدُّوا لَعَادُوا لِمَا نُهُوا عَنْهُ وَإِنَّهُمْ لَكَاذِبُونَ ٢٨
Transliteration
Bal badaa lahum maa kaanoo yukhfoona min qablu wa law ruddoo la`aadoo limaa nuhoo `anhu wa innahum lakaaziboon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tsia ! Indro fa hiseho amin’izy ireo izay nafeniny teo aloha. Ary raha naverina (any ambonin’ny tany) izy ireo dia tsy maintsy mbola hiverina amin’izay nandrarana azy ireo ihany. Ary tena marina fa izy ireo dia mpandainga.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 26-30 — Al-An'am
26وَهُمْ يَنْهَوْنَ عَنْهُ وَيَنْأَوْنَ عَنْهُ ۖ وَإِن يُهْلِكُونَ إِلَّا أَنفُسَهُمْ وَمَا يَشْعُرُونَ
Izy ireo dia mandrara ny olona tsy hanatona azy no sady manalavitra azy.Tsy manapotika afa-tsy ny tenany ihany, saingy tsy tsapan’izy ireo izany.
27وَلَوْ تَرَىٰ إِذْ وُقِفُوا عَلَى النَّارِ فَقَالُوا يَا لَيْتَنَا نُرَدُّ وَلَا نُكَذِّبَ بِآيَاتِ رَبِّنَا وَنَكُونَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ
Ary raha hitanao, rehefa hatsangana izy ireo eo amoron’ny Afobe, dia hiteny izy ireo manao hoe : “Indrisy ! Raha mba haverina izahay dia tsy hilaza lainga ireo fanambaran’ny Tomponay ary ho anisan’ireo olona mpino izahay.
28بَلْ بَدَا لَهُم مَّا كَانُوا يُخْفُونَ مِن قَبْلُ ۖ وَلَوْ رُدُّوا لَعَادُوا لِمَا نُهُوا عَنْهُ وَإِنَّهُمْ لَكَاذِبُونَ
Tsia ! Indro fa hiseho amin’izy ireo izay nafeniny teo aloha. Ary raha naverina (any ambonin’ny tany) izy ireo dia tsy maintsy mbola hiverina amin’izay nandrarana azy ireo ihany. Ary tena marina fa izy ireo dia mpandainga.
29وَقَالُوا إِنْ هِيَ إِلَّا حَيَاتُنَا الدُّنْيَا وَمَا نَحْنُ بِمَبْعُوثِينَ
Ary hoy izy ireo : “Tsy misy ho anay afa-tsy ny fiainana eto an-tany ihany ary izahay dia tsy hatsangana amin’ny maty velively.
30وَلَوْ تَرَىٰ إِذْ وُقِفُوا عَلَىٰ رَبِّهِمْ ۚ قَالَ أَلَيْسَ هَٰذَا بِالْحَقِّ ۚ قَالُوا بَلَىٰ وَرَبِّنَا ۚ قَالَ فَذُوقُوا الْعَذَابَ بِمَا كُنتُمْ تَكْفُرُونَ
Ary raha hitanao, rehefa hatsangana izy ireo eo anatrehan’ny Tompony. Hiteny Izy amin'izy ireo manao hoe : “Moa va tsy izao no fahamarinana?” Hiteny izy ireo manao hoe : “Eny ! Ary mianiana amin’ny Tomponay izahay”. Hiteny Izy manao hoe : “Ka andramonareo àry ny sazy ho setrin'ny fikomianareo.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
28Andininy
Fandikana — Al-An'am 28
Surah Al-An'am Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsia ! Indro fa hiseho amin’izy ireo izay nafeniny teo…Surah Andininy 28/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








