Al-An'am · 84/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَوَهَبْنَا لَهُ إِسْحَاقَ وَيَعْقُوبَ ۚ كُلًّا هَدَيْنَا ۚ وَنُوحًا هَدَيْنَا مِن قَبْلُ ۖ وَمِن ذُرِّيَّتِهِ دَاوُودَ وَسُلَيْمَانَ وَأَيُّوبَ وَيُوسُفَ وَمُوسَىٰ وَهَارُونَ ۚ وَكَذَٰلِكَ نَجْزِي الْمُحْسِنِينَ ۝٨٤
Wa wahabnaa lahoo ishaaqa wa ya`qoob; kullan hadainaa; wa Noohan hadainaa min qablu wa min zurriyyatihee Daawooda wa Sulaimaana wa Ayyooba wa Yoosufa wa Moosaa wa haaroon; wa kazaalika najzil muhsineen
📖 Dikany Malagasy
Ary nomenay Azy (Abrahama) i Isaka sy i Jakoba. Izy roa dia samy notarihanay làlana avy ary talohan’izany dia efa nahitsinay i Noa ary avy amin’ny taranany (Abrahama) i Daodo (Davida), i Salomona, i Ayoba (Joba), i Yosofa (Josefa), i Mosa (Mosesy) ary Harona(Arona). Ary tahaka izany no hamalinay ireo mpanao ny tsara.

🎧 Henoy


📜 Andininy 82-86 — Al-An'am

82الَّذِينَ آمَنُوا وَلَمْ يَلْبِسُوا إِيمَانَهُم بِظُلْمٍ أُولَٰئِكَ لَهُمُ الْأَمْنُ وَهُم مُّهْتَدُونَ
Ireo izay nino ka tsy nampifangaro ny finoan’izy ireo tamin’ny tsy rariny (shirk, fanompoan-tsampy), izy ireny no hanana fitoniana ary izy ireo no voatari-dàlana.
83وَتِلْكَ حُجَّتُنَا آتَيْنَاهَا إِبْرَاهِيمَ عَلَىٰ قَوْمِهِ ۚ نَرْفَعُ دَرَجَاتٍ مَّن نَّشَاءُ ۗ إِنَّ رَبَّكَ حَكِيمٌ عَلِيمٌ
Izany no porofonay nomenay an’i Ibrahim entiny hanohitra ny vahoakany. Mampiakatra ny voninahitra amin’izay sitrakay izahay. Tena marina fa ny Tomponao dia be Fahendrena sy Mahalala ny zava-drehetra.
84وَوَهَبْنَا لَهُ إِسْحَاقَ وَيَعْقُوبَ ۚ كُلًّا هَدَيْنَا ۚ وَنُوحًا هَدَيْنَا مِن قَبْلُ ۖ وَمِن ذُرِّيَّتِهِ دَاوُودَ وَسُلَيْمَانَ وَأَيُّوبَ وَيُوسُفَ وَمُوسَىٰ وَهَارُونَ ۚ وَكَذَٰلِكَ نَجْزِي الْمُحْسِنِينَ
Ary nomenay Azy (Abrahama) i Isaka sy i Jakoba. Izy roa dia samy notarihanay làlana avy ary talohan’izany dia efa nahitsinay i Noa ary avy amin’ny taranany (Abrahama) i Daodo (Davida), i Salomona, i Ayoba (Joba), i Yosofa (Josefa), i Mosa (Mosesy) ary Harona(Arona). Ary tahaka izany no hamalinay ireo mpanao ny tsara.
85وَزَكَرِيَّا وَيَحْيَىٰ وَعِيسَىٰ وَإِلْيَاسَ ۖ كُلٌّ مِّنَ الصَّالِحِينَ
Ary i Zakaria sy i Yahya (Jaona) ary i Issa (Jesoa) sy i Elias (Elia), izy ireo dia anisan’ny mpanao ny soa avokoa.
86وَإِسْمَاعِيلَ وَالْيَسَعَ وَيُونُسَ وَلُوطًا ۚ وَكُلًّا فَضَّلْنَا عَلَى الْعَالَمِينَ
Ary i Ismaël sy i Al-Yassa’ (Elisée) ary i Younosa (Jonasy) sy i Lota. Izy ireo dia nomenay tombony tamin’izao tontolo izao.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
84Andininy

Fandikana — Al-An'am 84

Surah Al-An'am Andininy 84 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nomenay Azy (Abrahama) i Isaka sy i Jakoba. Izy…

Surah Andininy 84/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 82–86. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers