Al-A'raf · 17/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
ثُمَّ لَآتِيَنَّهُم مِّن بَيْنِ أَيْدِيهِمْ وَمِنْ خَلْفِهِمْ وَعَنْ أَيْمَانِهِمْ وَعَن شَمَائِلِهِمْ ۖ وَلَا تَجِدُ أَكْثَرَهُمْ شَاكِرِينَ ۝١٧
Summa la aatiyannahum mim baine aideehim wa min khalfihim wa `an aimaanihim wa `an shamaaa`ilihim wa laa tajidu aksarahum shaakireen
📖 Dikany Malagasy
Avy eo, dia tena ho tonga amin’izy ireo aho avy eo alohany, avy ao aoriany, avy eo ankavanany, avy eo ankaviany, ary tsy ho hitanao ho mpankasitraka ny ankamaroan’izy ireo”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah Al-A'raf

15قَالَ إِنَّكَ مِنَ الْمُنظَرِينَ
Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Ianao dia anisan’ireo nomena fe-potoana”.
16قَالَ فَبِمَا أَغْوَيْتَنِي لَأَقْعُدَنَّ لَهُمْ صِرَاطَكَ الْمُسْتَقِيمَ
Niteny izy (Satana) nanao hoe : “Nohon'ny namerezanao ahy dia tena hipetraka amin’ny lala-mahitsinao aho mba hanakanako azy ireo.
17ثُمَّ لَآتِيَنَّهُم مِّن بَيْنِ أَيْدِيهِمْ وَمِنْ خَلْفِهِمْ وَعَنْ أَيْمَانِهِمْ وَعَن شَمَائِلِهِمْ ۖ وَلَا تَجِدُ أَكْثَرَهُمْ شَاكِرِينَ
Avy eo, dia tena ho tonga amin’izy ireo aho avy eo alohany, avy ao aoriany, avy eo ankavanany, avy eo ankaviany, ary tsy ho hitanao ho mpankasitraka ny ankamaroan’izy ireo”.
18قَالَ اخْرُجْ مِنْهَا مَذْءُومًا مَّدْحُورًا ۖ لَّمَن تَبِعَكَ مِنْهُمْ لَأَمْلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنكُمْ أَجْمَعِينَ
Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Mivoaha avy ao ianao, fa voasesi-tany sy voahozona ! N'iza n'iza manaraka anao amin’izy ireo dia tena ho fenoiko anareo rehetra ny Afobe”.
19وَيَا آدَمُ اسْكُنْ أَنتَ وَزَوْجُكَ الْجَنَّةَ فَكُلَا مِنْ حَيْثُ شِئْتُمَا وَلَا تَقْرَبَا هَٰذِهِ الشَّجَرَةَ فَتَكُونَا مِنَ الظَّالِمِينَ
Ary niteny Izahay nanao hoe : "Ry Adama ! Mitoera ao amin'ny Paradisa ianao sy ny vadinao ary mihinàna am-piadanana amin'izay ao, araka ny sitraponareo, fa aza manakaiky kosa ity hazo ity fa ho lasa anisan'ireo mpanao ny tsy rariny ianareo raha manao izany.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Al-A'raf 17

Surah Al-A'raf Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo, dia tena ho tonga amin’izy ireo aho avy…

Surah Andininy 17/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers