Al-A'raf · 16/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
قَالَ فَبِمَا أَغْوَيْتَنِي لَأَقْعُدَنَّ لَهُمْ صِرَاطَكَ الْمُسْتَقِيمَ ۝١٦
Qaala fabimaaa aghway tanee la aq`udanna lahum Siraatakal Mustaqeem
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy (Satana) nanao hoe : “Nohon'ny namerezanao ahy dia tena hipetraka amin’ny lala-mahitsinao aho mba hanakanako azy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 14-18 — Surah Al-A'raf

14قَالَ أَنظِرْنِي إِلَىٰ يَوْمِ يُبْعَثُونَ
Niteny izy (Satana) nanao hoe : “Omeo fe-potoana aho mandra-pahatongan’ny andro izay hananganana azy ireo amin’ny maty”.
15قَالَ إِنَّكَ مِنَ الْمُنظَرِينَ
Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Ianao dia anisan’ireo nomena fe-potoana”.
16قَالَ فَبِمَا أَغْوَيْتَنِي لَأَقْعُدَنَّ لَهُمْ صِرَاطَكَ الْمُسْتَقِيمَ
Niteny izy (Satana) nanao hoe : “Nohon'ny namerezanao ahy dia tena hipetraka amin’ny lala-mahitsinao aho mba hanakanako azy ireo.
17ثُمَّ لَآتِيَنَّهُم مِّن بَيْنِ أَيْدِيهِمْ وَمِنْ خَلْفِهِمْ وَعَنْ أَيْمَانِهِمْ وَعَن شَمَائِلِهِمْ ۖ وَلَا تَجِدُ أَكْثَرَهُمْ شَاكِرِينَ
Avy eo, dia tena ho tonga amin’izy ireo aho avy eo alohany, avy ao aoriany, avy eo ankavanany, avy eo ankaviany, ary tsy ho hitanao ho mpankasitraka ny ankamaroan’izy ireo”.
18قَالَ اخْرُجْ مِنْهَا مَذْءُومًا مَّدْحُورًا ۖ لَّمَن تَبِعَكَ مِنْهُمْ لَأَمْلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنكُمْ أَجْمَعِينَ
Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Mivoaha avy ao ianao, fa voasesi-tany sy voahozona ! N'iza n'iza manaraka anao amin’izy ireo dia tena ho fenoiko anareo rehetra ny Afobe”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Al-A'raf 16

Surah Al-A'raf Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy (Satana) nanao hoe : “Nohon'ny namerezanao ahy dia…

Surah Andininy 16/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers