Al-A'raf · 18/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
قَالَ اخْرُجْ مِنْهَا مَذْءُومًا مَّدْحُورًا ۖ لَّمَن تَبِعَكَ مِنْهُمْ لَأَمْلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنكُمْ أَجْمَعِينَ ۝١٨
Qaalakh ruj mnhaa maz`oomam madhooraa; laman tabi`aka minhum la amla`anna Jahannama minkum ajma`een
📖 Dikany Malagasy
Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Mivoaha avy ao ianao, fa voasesi-tany sy voahozona ! N'iza n'iza manaraka anao amin’izy ireo dia tena ho fenoiko anareo rehetra ny Afobe”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 16-20 — Surah Al-A'raf

16قَالَ فَبِمَا أَغْوَيْتَنِي لَأَقْعُدَنَّ لَهُمْ صِرَاطَكَ الْمُسْتَقِيمَ
Niteny izy (Satana) nanao hoe : “Nohon'ny namerezanao ahy dia tena hipetraka amin’ny lala-mahitsinao aho mba hanakanako azy ireo.
17ثُمَّ لَآتِيَنَّهُم مِّن بَيْنِ أَيْدِيهِمْ وَمِنْ خَلْفِهِمْ وَعَنْ أَيْمَانِهِمْ وَعَن شَمَائِلِهِمْ ۖ وَلَا تَجِدُ أَكْثَرَهُمْ شَاكِرِينَ
Avy eo, dia tena ho tonga amin’izy ireo aho avy eo alohany, avy ao aoriany, avy eo ankavanany, avy eo ankaviany, ary tsy ho hitanao ho mpankasitraka ny ankamaroan’izy ireo”.
18قَالَ اخْرُجْ مِنْهَا مَذْءُومًا مَّدْحُورًا ۖ لَّمَن تَبِعَكَ مِنْهُمْ لَأَمْلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنكُمْ أَجْمَعِينَ
Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Mivoaha avy ao ianao, fa voasesi-tany sy voahozona ! N'iza n'iza manaraka anao amin’izy ireo dia tena ho fenoiko anareo rehetra ny Afobe”.
19وَيَا آدَمُ اسْكُنْ أَنتَ وَزَوْجُكَ الْجَنَّةَ فَكُلَا مِنْ حَيْثُ شِئْتُمَا وَلَا تَقْرَبَا هَٰذِهِ الشَّجَرَةَ فَتَكُونَا مِنَ الظَّالِمِينَ
Ary niteny Izahay nanao hoe : "Ry Adama ! Mitoera ao amin'ny Paradisa ianao sy ny vadinao ary mihinàna am-piadanana amin'izay ao, araka ny sitraponareo, fa aza manakaiky kosa ity hazo ity fa ho lasa anisan'ireo mpanao ny tsy rariny ianareo raha manao izany.
20فَوَسْوَسَ لَهُمَا الشَّيْطَانُ لِيُبْدِيَ لَهُمَا مَا وُورِيَ عَنْهُمَا مِن سَوْآتِهِمَا وَقَالَ مَا نَهَاكُمَا رَبُّكُمَا عَنْ هَٰذِهِ الشَّجَرَةِ إِلَّا أَن تَكُونَا مَلَكَيْنِ أَوْ تَكُونَا مِنَ الْخَالِدِينَ
Ka nibitsibitsika sy nanelingelina azy i Satana, mba hanehoany tamin’izy ireo izay nafenina tamin’ny henatr’izy ireo, ary niteny izy nanao hoe : “Tsy nandrara anareo roa amin’io hazo io ny Tomponareo afa-tsy ny mba tsy hahatonga anareo roa ho lasa anjely na koa ho velona mandrakizay”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — Al-A'raf 18

Surah Al-A'raf Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Mivoaha avy ao ianao,…

Surah Andininy 18/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers