Al-A'raf · 190/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
فَلَمَّا آتَاهُمَا صَالِحًا جَعَلَا لَهُ شُرَكَاءَ فِيمَا آتَاهُمَا ۚ فَتَعَالَى اللَّهُ عَمَّا يُشْرِكُونَ ۝١٩٠
Falammaaa aataahumaa saalihan ja`alaa lahoo shurakaaa`a feemaaa aataahumaa; fata`aalal laahu `ammaa yushrikoon
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa nomeny zaza hendry izy roa, dia indro fa nampitambatra an’I Allah tamin’ny hafa tamin’izay nomena azy izy roa. Nefa I Allah dia Ambony indrindra amin’izay atambatr’izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 188-192 — Surah Al-A'raf

188قُل لَّا أَمْلِكُ لِنَفْسِي نَفْعًا وَلَا ضَرًّا إِلَّا مَا شَاءَ اللَّهُ ۚ وَلَوْ كُنتُ أَعْلَمُ الْغَيْبَ لَاسْتَكْثَرْتُ مِنَ الْخَيْرِ وَمَا مَسَّنِيَ السُّوءُ ۚ إِنْ أَنَا إِلَّا نَذِيرٌ وَبَشِيرٌ لِّقَوْمٍ يُؤْمِنُونَ
Teneno hoe : “Tsy manana ho an’ny tenako na ny soa na ny ratsy Aho, afa-tsy izay sitrak’I Allah. Raha nahafantatra ny miafina aho dia ho nataoko maro an’isa ny soa ho azoko, ary tsy hisy ratsy hahazo Ahy akory. Tsy inona aho afa-tsy mpampitandrina sy mpilaza vaovao mahafaly ho an’ny vahoaka mino.
189۞ هُوَ الَّذِي خَلَقَكُم مِّن نَّفْسٍ وَاحِدَةٍ وَجَعَلَ مِنْهَا زَوْجَهَا لِيَسْكُنَ إِلَيْهَا ۖ فَلَمَّا تَغَشَّاهَا حَمَلَتْ حَمْلًا خَفِيفًا فَمَرَّتْ بِهِ ۖ فَلَمَّا أَثْقَلَت دَّعَوَا اللَّهَ رَبَّهُمَا لَئِنْ آتَيْتَنَا صَالِحًا لَّنَكُونَنَّ مِنَ الشَّاكِرِينَ
Izy Ilay Nahary anareo avy tamin’ny vatana tokana, ary nataony avy amin’izany (vatana izany) ny vadiny, mba ho tony eo anilany izy, ary rehefa niray taminy izy, dia nitoe-jaza ankamorana ravehivavy izay mbola maivana taminy. Avy eo rehefa navesatra taminy izany, dia niara-nangataka tamin’ny Tompony izy roa nanao hoe : “Raha zaza Hendry no omenao anay, dia tena ho anisan’ireo mpankasitraka izahay.
190فَلَمَّا آتَاهُمَا صَالِحًا جَعَلَا لَهُ شُرَكَاءَ فِيمَا آتَاهُمَا ۚ فَتَعَالَى اللَّهُ عَمَّا يُشْرِكُونَ
Ary rehefa nomeny zaza hendry izy roa, dia indro fa nampitambatra an’I Allah tamin’ny hafa tamin’izay nomena azy izy roa. Nefa I Allah dia Ambony indrindra amin’izay atambatr’izy ireo.
191أَيُشْرِكُونَ مَا لَا يَخْلُقُ شَيْئًا وَهُمْ يُخْلَقُونَ
Moa ve hanakambana (Azy) amin’izay tsy nahary zavatra na dia iray aza, ary izy ireo kosa dia nohariana,
192وَلَا يَسْتَطِيعُونَ لَهُمْ نَصْرًا وَلَا أَنفُسَهُمْ يَنصُرُونَ
ary izy ireo (ireo sampy) dia tsy afaka hamonjy azy ireo (olombelona), ary na ny tenan’izy ireo aza tsy ho voavonjiny ?
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
190Andininy

Fandikana — Al-A'raf 190

Surah Al-A'raf Andininy 190 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa nomeny zaza hendry izy roa, dia indro fa…

Surah Andininy 190/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 188–192. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers