Al-A'raf · 191/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
أَيُشْرِكُونَ مَا لَا يَخْلُقُ شَيْئًا وَهُمْ يُخْلَقُونَ ۝١٩١
A yushrikoona maa laa yakhluqu shai`anw wa hum yukhlaqoon
📖 Dikany Malagasy
Moa ve hanakambana (Azy) amin’izay tsy nahary zavatra na dia iray aza, ary izy ireo kosa dia nohariana,
🎧 Henoy

📜 Andininy 189-193 — Al-A'raf

189۞ هُوَ الَّذِي خَلَقَكُم مِّن نَّفْسٍ وَاحِدَةٍ وَجَعَلَ مِنْهَا زَوْجَهَا لِيَسْكُنَ إِلَيْهَا ۖ فَلَمَّا تَغَشَّاهَا حَمَلَتْ حَمْلًا خَفِيفًا فَمَرَّتْ بِهِ ۖ فَلَمَّا أَثْقَلَت دَّعَوَا اللَّهَ رَبَّهُمَا لَئِنْ آتَيْتَنَا صَالِحًا لَّنَكُونَنَّ مِنَ الشَّاكِرِينَ
Izy Ilay Nahary anareo avy tamin’ny vatana tokana, ary nataony avy amin’izany (vatana izany) ny vadiny, mba ho tony eo anilany izy, ary rehefa niray taminy izy, dia nitoe-jaza ankamorana ravehivavy izay mbola maivana taminy. Avy eo rehefa navesatra taminy izany, dia niara-nangataka tamin’ny Tompony izy roa nanao hoe : “Raha zaza Hendry no omenao anay, dia tena ho anisan’ireo mpankasitraka izahay.
190فَلَمَّا آتَاهُمَا صَالِحًا جَعَلَا لَهُ شُرَكَاءَ فِيمَا آتَاهُمَا ۚ فَتَعَالَى اللَّهُ عَمَّا يُشْرِكُونَ
Ary rehefa nomeny zaza hendry izy roa, dia indro fa nampitambatra an’I Allah tamin’ny hafa tamin’izay nomena azy izy roa. Nefa I Allah dia Ambony indrindra amin’izay atambatr’izy ireo.
191أَيُشْرِكُونَ مَا لَا يَخْلُقُ شَيْئًا وَهُمْ يُخْلَقُونَ
Moa ve hanakambana (Azy) amin’izay tsy nahary zavatra na dia iray aza, ary izy ireo kosa dia nohariana,
192وَلَا يَسْتَطِيعُونَ لَهُمْ نَصْرًا وَلَا أَنفُسَهُمْ يَنصُرُونَ
ary izy ireo (ireo sampy) dia tsy afaka hamonjy azy ireo (olombelona), ary na ny tenan’izy ireo aza tsy ho voavonjiny ?
193وَإِن تَدْعُوهُمْ إِلَى الْهُدَىٰ لَا يَتَّبِعُوكُمْ ۚ سَوَاءٌ عَلَيْكُمْ أَدَعَوْتُمُوهُمْ أَمْ أَنتُمْ صَامِتُونَ
ary raha antsoinareo ho amin’ny tari-dàlana izy ireo dia tsy hanaraka anareo velively izy ireo. Mitovy ihany ny vokany aminareo, na antsoinareo izy ireo na ianareo mangina.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
191Andininy

Fandikana — Al-A'raf 191

Surah Al-A'raf Andininy 191 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve hanakambana (Azy) amin’izay tsy nahary zavatra na dia…

Surah Andininy 191/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 189–193. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers