Al-Muddaththir · 45/56
Fandikana Fanononana — Surah Al-Muddaththir
وَكُنَّا نَخُوضُ مَعَ الْخَائِضِينَ ۝٤٥
Wa kunnaa nakhoodu ma`al khaaa`ideen
📖 Dikany Malagasy
Ary niaraka tamin'ireo nanao resaka tsy misy antony izahay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 43-47 — Surah Al-Muddaththir

43قَالُوا لَمْ نَكُ مِنَ الْمُصَلِّينَ
Hiteny izy ireo hoe : "Tsy isan'ireo nanatanteraka vavaka fanompoana izahay"
44وَلَمْ نَكُ نُطْعِمُ الْمِسْكِينَ
Sady tsy nanome sakafo ireo mahantra.
45وَكُنَّا نَخُوضُ مَعَ الْخَائِضِينَ
Ary niaraka tamin'ireo nanao resaka tsy misy antony izahay.
46وَكُنَّا نُكَذِّبُ بِيَوْمِ الدِّينِ
Ary nolazanay ho lainga ny andro famaliana.
47حَتَّىٰ أَتَانَا الْيَقِينُ
Hatramin'ny fahatongavan'ny tena fahamarinana taminay .
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
45Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 45

Surah Al-Muddaththir Andininy 45 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary niaraka tamin'ireo nanao resaka tsy misy antony izahay.

Surah Andininy 45/56 — Surah Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Muddaththir Henoy, Surah Al-Muddaththir Fandikana, Surah Al-Muddaththir mp3, Surah Al-Muddaththir pdf. Andininy 43–47. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers