Al-Mursalat · 23/50
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mursalat
فَقَدَرْنَا فَنِعْمَ الْقَادِرُونَ ۝٢٣
Faqadarnaa fani`mal qaadiroon
📖 Dikany Malagasy
Toy izany no nandaharanay azy, fa tonga lafatra tokoa ny fandaharana ataonay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 21-25 — Surah Al-Mursalat

21فَجَعَلْنَاهُ فِي قَرَارٍ مَّكِينٍ
izay napetrakay tamin'ny toerana voaaro,
22إِلَىٰ قَدَرٍ مَّعْلُومٍ
nandritra ny fotoana efa fantatra ?
23فَقَدَرْنَا فَنِعْمَ الْقَادِرُونَ
Toy izany no nandaharanay azy, fa tonga lafatra tokoa ny fandaharana ataonay.
24وَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ
loza ho an'ireo izay mpandà izany andro farany izany.
25أَلَمْ نَجْعَلِ الْأَرْضَ كِفَاتًا
Tsy nataonay toerana hipetrahan'ny rehetra ve ny tany ?
Al-MursalatFizahan-takila Koraña
50Andininy
MeccanRevelation
23Andininy

Fandikana — Al-Mursalat 23

Surah Al-Mursalat Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Toy izany no nandaharanay azy, fa tonga lafatra tokoa ny…

Surah Andininy 23/50 — Surah Al-Mursalat المرسلات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mursalat Henoy, Surah Al-Mursalat Fandikana, Surah Al-Mursalat mp3, Surah Al-Mursalat pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers