Al-Buruj · 13/22
Fandikana Fanononana — Surah Al-Buruj
إِنَّهُ هُوَ يُبْدِئُ وَيُعِيدُ ۝١٣
Innahoo Huwa yubdi`u wa yu`eed
📖 Dikany Malagasy
Ary Izy ilay mpahary ny tany am-piandohana, ary Izy ihany koa no hanangana indray ny amin'ny maty.

🎧 Henoy


📜 Andininy 11-15 — Surah Al-Buruj

11إِنَّ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ لَهُمْ جَنَّاتٌ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ ۚ ذَٰلِكَ الْفَوْزُ الْكَبِيرُ
Fa ireo izay nino sy nanao ny asa soa kosa dia hahazo ny paradisa izay ahitana renirano mikoriana eo ambany; izany no tena fahombiazana lehibe.
12إِنَّ بَطْشَ رَبِّكَ لَشَدِيدٌ
Marina fa ny sazy avy amin'ny Tomponao dia mahery vaika.
13إِنَّهُ هُوَ يُبْدِئُ وَيُعِيدُ
Ary Izy ilay mpahary ny tany am-piandohana, ary Izy ihany koa no hanangana indray ny amin'ny maty.
14وَهُوَ الْغَفُورُ الْوَدُودُ
Izy ilay mpamela heloka sy be fitiavana,
15ذُو الْعَرْشِ الْمَجِيدُ
Ilay Tompon'ny seza fiandrianana be voninahitra.
Al-BurujFizahan-takila Koraña
22Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — Al-Buruj 13

Surah Al-Buruj Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary Izy ilay mpahary ny tany am-piandohana, ary Izy ihany…

Surah Andininy 13/22 — Surah Al-Buruj البروج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Buruj Henoy, Surah Al-Buruj Fandikana, Surah Al-Buruj mp3, Surah Al-Buruj pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers