At-Tawbah · 76/129
Fandikana Fanononana — At-Tawbah
فَلَمَّا آتَاهُم مِّن فَضْلِهِ بَخِلُوا بِهِ وَتَوَلَّوا وَّهُم مُّعْرِضُونَ ۝٧٦
Falammaaa aataahum min fadlihee bakhiloo bihee wa tawallaw wa hum mu`ridoon
📖 Dikany Malagasy
Nefa raha nomeny tamin’ny fahasoavany izy ireo, dia lasa nahihitra ary nandà sady nanalavitra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 74-78 — At-Tawbah

74يَحْلِفُونَ بِاللَّهِ مَا قَالُوا وَلَقَدْ قَالُوا كَلِمَةَ الْكُفْرِ وَكَفَرُوا بَعْدَ إِسْلَامِهِمْ وَهَمُّوا بِمَا لَمْ يَنَالُوا ۚ وَمَا نَقَمُوا إِلَّا أَنْ أَغْنَاهُمُ اللَّهُ وَرَسُولُهُ مِن فَضْلِهِ ۚ فَإِن يَتُوبُوا يَكُ خَيْرًا لَّهُمْ ۖ وَإِن يَتَوَلَّوْا يُعَذِّبْهُمُ اللَّهُ عَذَابًا أَلِيمًا فِي الدُّنْيَا وَالْآخِرَةِ ۚ وَمَا لَهُمْ فِي الْأَرْضِ مِن وَلِيٍّ وَلَا نَصِيرٍ
Mianiana amin’Allah izy ireo fa tsy niteny (izay nolazain’izy ireo), kanefa marina fa nanao teny tsy finoana izy ireo, ka dia nanary ny finoana taorian’ny naha mpankato azy ireo, nefa nikasa hanao zavatra izay tsy vitany ho tanterahina izy ireo, ka tsy manana fanakianana hatao raha tsy amin’Andriamanitra sy ny Irany izay nanenika azy ireo tamin’ny Fahasoavany. Raha nibebaka izy ireo, dia tsara ho azy izay. Fa raha nandà kosa izy ireo, dia hosazian’Allah amin’ny famaizana mamirifiry eto an-tany sy any an-koatra; ka tsy hanana namana na mpamonjy izy ireo eny ambonin’ny tany.
75۞ وَمِنْهُم مَّنْ عَاهَدَ اللَّهَ لَئِنْ آتَانَا مِن فَضْلِهِ لَنَصَّدَّقَنَّ وَلَنَكُونَنَّ مِنَ الصَّالِحِينَ
Ary nisy tamin’izy ireo nanao teny fampanantenana tamin’Allah hoe : “Raha manome ny fahasoavany aminay Izy, dia handoa ny harena fiantrana (zakat) izahay, ary ho isan’ireo olona tsara”.
76فَلَمَّا آتَاهُم مِّن فَضْلِهِ بَخِلُوا بِهِ وَتَوَلَّوا وَّهُم مُّعْرِضُونَ
Nefa raha nomeny tamin’ny fahasoavany izy ireo, dia lasa nahihitra ary nandà sady nanalavitra.
77فَأَعْقَبَهُمْ نِفَاقًا فِي قُلُوبِهِمْ إِلَىٰ يَوْمِ يَلْقَوْنَهُ بِمَا أَخْلَفُوا اللَّهَ مَا وَعَدُوهُ وَبِمَا كَانُوا يَكْذِبُونَ
Nataony teraka tao am-pon’izy ireo ny fihatsarambelatsihy, ary izany dia mandra-pahatongavan’ny andro izay hihaonan’izy ireo Aminy, noho izy ireo nitsipaka an’i Allah tamin’izay nampanantenany Azy sy noho izy ireo nandainga.
78أَلَمْ يَعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ يَعْلَمُ سِرَّهُمْ وَنَجْوَاهُمْ وَأَنَّ اللَّهَ عَلَّامُ الْغُيُوبِ
Moa ve tsy fantatr’izy ireo fa i Allah dia mahafantatra ny miafin’izy ireo sy ny resany mangingina, tena marina fa i Allah dia mahalala tanteraka ireo zava-miafina.
At-TawbahFizahan-takila Koraña
129Andininy
MedinanRevelation
76Andininy

Fandikana — At-Tawbah 76

Surah At-Tawbah Andininy 76 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nefa raha nomeny tamin’ny fahasoavany izy ireo, dia lasa nahihitra…

Surah Andininy 76/129 — At-Tawbah التوبة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tawbah Henoy, At-Tawbah Fandikana, At-Tawbah mp3, At-Tawbah pdf. Andininy 74–78. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers