Yunosy · 51/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
أَثُمَّ إِذَا مَا وَقَعَ آمَنتُم بِهِ ۚ آلْآنَ وَقَدْ كُنتُم بِهِ تَسْتَعْجِلُونَ ۝٥١
Asumma izaa maa waqa`a aamantum bih; aaal`aana wa qad kuntum bihee tasta`jiloon
📖 Dikany Malagasy
Moa ve rehefa mitranga tokoa izany vao hino Ianareo ? Ankehitriny ! Nefa Ianareo teo aloha dia nitaky ny fahatongavan’izany haingana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 49-53 — Yunosy

49قُل لَّا أَمْلِكُ لِنَفْسِي ضَرًّا وَلَا نَفْعًا إِلَّا مَا شَاءَ اللَّهُ ۗ لِكُلِّ أُمَّةٍ أَجَلٌ ۚ إِذَا جَاءَ أَجَلُهُمْ فَلَا يَسْتَأْخِرُونَ سَاعَةً ۖ وَلَا يَسْتَقْدِمُونَ
Teneno : " Izaho dia tsy manana na inona na inona hampahory na hanasoa ny tenako afa-tsy izay sitrak’i Allah. Ny vahoaka tsirairay dia samy manana fe-potoana hiafarany. Rehefa tonga ny fe-potoan’izy ireo, dia tsy misy afaka hampihemotra na dia adiny iray aza izy ireo na hampandroso izany.
50قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِنْ أَتَاكُمْ عَذَابُهُ بَيَاتًا أَوْ نَهَارًا مَّاذَا يَسْتَعْجِلُ مِنْهُ الْمُجْرِمُونَ
Teneno hoe : " Moa ve hitanareo raha tonga eo Aminareo ny Saziny amin’ny alina na amin’ny atoandro, mba inona no azon’ireo mpanao heloka bevava hafainganina amin’izany ? ”
51أَثُمَّ إِذَا مَا وَقَعَ آمَنتُم بِهِ ۚ آلْآنَ وَقَدْ كُنتُم بِهِ تَسْتَعْجِلُونَ
Moa ve rehefa mitranga tokoa izany vao hino Ianareo ? Ankehitriny ! Nefa Ianareo teo aloha dia nitaky ny fahatongavan’izany haingana.
52ثُمَّ قِيلَ لِلَّذِينَ ظَلَمُوا ذُوقُوا عَذَابَ الْخُلْدِ هَلْ تُجْزَوْنَ إِلَّا بِمَا كُنتُمْ تَكْسِبُونَ
Ary dia ho tenenina amin’ireo izay nanao ny tsy rariny hoe : "Andramonareo ny sazy maharitra mandrakizay! Moa va ho valiana ianareo afa-tsy izay nataonareo.
53۞ وَيَسْتَنبِئُونَكَ أَحَقٌّ هُوَ ۖ قُلْ إِي وَرَبِّي إِنَّهُ لَحَقٌّ ۖ وَمَا أَنتُم بِمُعْجِزِينَ
Ary mangataka fanazavana avy Aminao izy ireo : " Moa ve marina izany ? ” Teneno fa hoe : " Marina ! Mianiana amin’ny Tompoko Aho ! Tena marina tokoa izany. Ary Ianareo dia tena tsy afaka hanakana izany mihitsy ”.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
51Andininy

Fandikana — Yunosy 51

Surah Yunosy Andininy 51 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve rehefa mitranga tokoa izany vao hino Ianareo ?…

Surah Andininy 51/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 49–53. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers