Yunosy · 69/109
Fandikana Fanononana — Surah Yunosy
قُلْ إِنَّ الَّذِينَ يَفْتَرُونَ عَلَى اللَّهِ الْكَذِبَ لَا يُفْلِحُونَ ۝٦٩
Qul innal lazeena yaftaroona `alal laahil kaziba laa yuflihoon
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : " Marina fa ireo izay mamoron-dainga momba i Allah dia tsy hahita fahombiazana mihitsy ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 67-71 — Surah Yunosy

67هُوَ الَّذِي جَعَلَ لَكُمُ اللَّيْلَ لِتَسْكُنُوا فِيهِ وَالنَّهَارَ مُبْصِرًا ۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّقَوْمٍ يَسْمَعُونَ
Izy izay manao ho Anareo ny alina mba hialanareo sasatra ary ny andro mba ahafahanareo mahita ny mazava. Tena marina, fa ao anatin’izany dia misy famantarana maro ho an’ny vahoaka mihaino.
68قَالُوا اتَّخَذَ اللَّهُ وَلَدًا ۗ سُبْحَانَهُ ۖ هُوَ الْغَنِيُّ ۖ لَهُ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۚ إِنْ عِندَكُم مِّن سُلْطَانٍ بِهَٰذَا ۚ أَتَقُولُونَ عَلَى اللَّهِ مَا لَا تَعْلَمُونَ
Miteny izy ireo hoe : “Nanan-janaka Allah”, Azy anefa ny Voninahitra sy ny Fahadiovana! Izy no Ilay manana ny ampy tanteraka. Azy avokoa izay rehetra any an-danitra sy ety ambonin’ny tany; tsy manana porofo amin’izany ianareo. Hiteny zavatra mifanohitra amin’Allah amin’izay tsy fantatrareo va ianareo ?
69قُلْ إِنَّ الَّذِينَ يَفْتَرُونَ عَلَى اللَّهِ الْكَذِبَ لَا يُفْلِحُونَ
Teneno hoe : " Marina fa ireo izay mamoron-dainga momba i Allah dia tsy hahita fahombiazana mihitsy ”.
70مَتَاعٌ فِي الدُّنْيَا ثُمَّ إِلَيْنَا مَرْجِعُهُمْ ثُمَّ نُذِيقُهُمُ الْعَذَابَ الشَّدِيدَ بِمَا كَانُوا يَكْفُرُونَ
Izany dia fahafinaretana mandalo eto an-tany ary dia aty Aminay no fiverenan’izy ireo, avy eo ihany koa dia hampandramananay azy ireo ny sazy mahery vaika nohon'izy ireo tsy nino no sady tsy manampinoana.
71۞ وَاتْلُ عَلَيْهِمْ نَبَأَ نُوحٍ إِذْ قَالَ لِقَوْمِهِ يَا قَوْمِ إِن كَانَ كَبُرَ عَلَيْكُم مَّقَامِي وَتَذْكِيرِي بِآيَاتِ اللَّهِ فَعَلَى اللَّهِ تَوَكَّلْتُ فَأَجْمِعُوا أَمْرَكُمْ وَشُرَكَاءَكُمْ ثُمَّ لَا يَكُنْ أَمْرُكُمْ عَلَيْكُمْ غُمَّةً ثُمَّ اقْضُوا إِلَيَّ وَلَا تُنظِرُونِ
Tantarao amin’izy ireo ny vaovao mahakasika i Noe (Noa), rehefa niteny izy, tamin’ireo vahoakany nanao hoe : " Oh ry vahoakako, raha mavesatra Aminareo ny fipetrahako eto Aminareo sy ny fampahatsiahivako ireo famantarana mahakasika an'i Allah, dia any amin’i Allah no hametrahako ny fitokisako. Atambaro ny hevitrareo sy ireo mpiombon’antoka aminareo ary aoka tsy afeninareo izay didy tapahanareo. Avy eo, tanterahanareo ny fanapahan-kevitra momba ahy ary aza avelanareo hiandry mihitsy aho.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
69Andininy

Fandikana — Yunosy 69

Surah Yunosy Andininy 69 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : " Marina fa ireo izay mamoron-dainga momba…

Surah Andininy 69/109 — Surah Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yunosy Henoy, Surah Yunosy Fandikana, Surah Yunosy mp3, Surah Yunosy pdf. Andininy 67–71. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers