Houd · 4/123
Fandikana Fanononana — Surah Houd
إِلَى اللَّهِ مَرْجِعُكُمْ ۖ وَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ ۝٤
Ilal laahi marji`ukum wa Huwa `alaa kulli shai`in Qadeer
📖 Dikany Malagasy
Any amin’i Allah no hiverenanareo ary Izy dia Mahefa ny zava-drehetra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-6 — Surah Houd

2أَلَّا تَعْبُدُوا إِلَّا اللَّهَ ۚ إِنَّنِي لَكُم مِّنْهُ نَذِيرٌ وَبَشِيرٌ
Aoka tsy hanompo afa-tsy i Allah Ianareo, marina fa Izaho dia mpampitandrina sy mpilaza vaovao mahafaly avy Aminy ho Anareo.
3وَأَنِ اسْتَغْفِرُوا رَبَّكُمْ ثُمَّ تُوبُوا إِلَيْهِ يُمَتِّعْكُم مَّتَاعًا حَسَنًا إِلَىٰ أَجَلٍ مُّسَمًّى وَيُؤْتِ كُلَّ ذِي فَضْلٍ فَضْلَهُ ۖ وَإِن تَوَلَّوْا فَإِنِّي أَخَافُ عَلَيْكُمْ عَذَابَ يَوْمٍ كَبِيرٍ
Ary aoka hangataka famelan-keloka avy amin’ny Tomponareo Ianareo, avy eo mibebaha Aminy, amin’izany dia hanome Anareo fanomezana mendrika sy tsara amin’ny fotoana voafetra Izy. Ary hanome ny fahasoavany amin’ny tsirairay mendrika izany Izy. Fa raha mitodi-damosina kosa Ianareo dia matahotra Aho fa hihatra Aminareo ny sazy amin’ny Andro lehibe.
4إِلَى اللَّهِ مَرْجِعُكُمْ ۖ وَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Any amin’i Allah no hiverenanareo ary Izy dia Mahefa ny zava-drehetra.
5أَلَا إِنَّهُمْ يَثْنُونَ صُدُورَهُمْ لِيَسْتَخْفُوا مِنْهُ ۚ أَلَا حِينَ يَسْتَغْشُونَ ثِيَابَهُمْ يَعْلَمُ مَا يُسِرُّونَ وَمَا يُعْلِنُونَ ۚ إِنَّهُ عَلِيمٌ بِذَاتِ الصُّدُورِ
Moa ve izy ireo tsy manidy ny fony hiafenan’izy ireo Aminy. Na dia amin’ny fotoan’izy ireo manarona ny fitafiny, dia mahalala izay afenin’izy ireo sy izay abaribarin’izy ireo Izy. Ary Izy dia tena Mahalala izay rehetra ao am-po.
6۞ وَمَا مِن دَابَّةٍ فِي الْأَرْضِ إِلَّا عَلَى اللَّهِ رِزْقُهَا وَيَعْلَمُ مُسْتَقَرَّهَا وَمُسْتَوْدَعَهَا ۚ كُلٌّ فِي كِتَابٍ مُّبِينٍ
Ary tsy misy zava-manan'aina eto an-tany afa-tsy avy amin’i Allah ny anjaram-pivelomany izay fantany ny toerana iainany sy ny toerana ahafatesany. Izany dia voarakitra ao anaty boky mazava tsara.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Houd 4

Surah Houd Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Any amin’i Allah no hiverenanareo ary Izy dia Mahefa ny…

Surah Andininy 4/123 — Surah Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Houd Henoy, Surah Houd Fandikana, Surah Houd mp3, Surah Houd pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers