Houd · 75/123
Fandikana Fanononana — Houd
إِنَّ إِبْرَاهِيمَ لَحَلِيمٌ أَوَّاهٌ مُّنِيبٌ ۝٧٥
Inna Ibraaheema lahaleemun awwwaahum muneeb
📖 Dikany Malagasy
75 – ka hamafisina, fa i Abrahama (Ibrahim) dia Olon’ny fangorahana, fitalahoana sy fibebahana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 73-77 — Houd

73قَالُوا أَتَعْجَبِينَ مِنْ أَمْرِ اللَّهِ ۖ رَحْمَتُ اللَّهِ وَبَرَكَاتُهُ عَلَيْكُمْ أَهْلَ الْبَيْتِ ۚ إِنَّهُ حَمِيدٌ مَّجِيدٌ
Niteny izy ireo nanao hoe : "Moa ve mahagaga anao ny fandaharan’i Allah ? Ny famindram-pon’i ALLAH sy ny fahasoavany anie ho aminareo tompon’ity trano ity ! Izy no tena mendri-piderana sy mendrika hankalazaina !’’
74فَلَمَّا ذَهَبَ عَنْ إِبْرَاهِيمَ الرَّوْعُ وَجَاءَتْهُ الْبُشْرَىٰ يُجَادِلُنَا فِي قَوْمِ لُوطٍ
Rehefa niala tamin’i Abrahama (Ibrahim) ny tahotra dia tonga taminy ny vaovao mahafaly, dia indro izy nifanakalo hevitra Taminay mahakasika ny vahoakan’i Lota.
75إِنَّ إِبْرَاهِيمَ لَحَلِيمٌ أَوَّاهٌ مُّنِيبٌ
75 – ka hamafisina, fa i Abrahama (Ibrahim) dia Olon’ny fangorahana, fitalahoana sy fibebahana.
76يَا إِبْرَاهِيمُ أَعْرِضْ عَنْ هَٰذَا ۖ إِنَّهُ قَدْ جَاءَ أَمْرُ رَبِّكَ ۖ وَإِنَّهُمْ آتِيهِمْ عَذَابٌ غَيْرُ مَرْدُودٍ
Oh ry Abrahama (Ibrahim) ! avelao any izany, tena marina fa efa tonga ny didin’ny Tomponao, ary hihatra amin’izy ireo ny sazy tsy azo hialana.
77وَلَمَّا جَاءَتْ رُسُلُنَا لُوطًا سِيءَ بِهِمْ وَضَاقَ بِهِمْ ذَرْعًا وَقَالَ هَٰذَا يَوْمٌ عَصِيبٌ
Ary raha tonga tamin’i Lota ireo irakay (Anjely), dia nalahelo mafy Izy noho izy ireo, sady nahatsiaro henatra lehibe. Ary niteny Izy ka nanao hoe : “ ity àry ilay Andro tena sarotra tokoa ”.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
75Andininy

Fandikana — Houd 75

Surah Houd Andininy 75 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : 75 – ka hamafisina, fa i Abrahama (Ibrahim) dia Olon’ny…

Surah Andininy 75/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 73–77. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers