Ar-Ra'd · 26/43
Fandikana Fanononana — Ar-Ra'd
اللَّهُ يَبْسُطُ الرِّزْقَ لِمَن يَشَاءُ وَيَقْدِرُ ۚ وَفَرِحُوا بِالْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَمَا الْحَيَاةُ الدُّنْيَا فِي الْآخِرَةِ إِلَّا مَتَاعٌ ۝٢٦
Allaahu yabsutur rizqa limai yashaaa`u wa yaqdir; wa farihoo bilhayaatid dunyaa wa mal hayaatud dunya fil Aakhirati illaa mataa
📖 Dikany Malagasy
Allah dia mizara ankalalahana ny anjara fiainana ho an’izay sitrany ary mametraka izany. Ary izy ireo dia faly tamin’ny fiainana teto an-tany, ary tsy inona ny fiainana eto an-tany raha ampitaina amin’ny any an-koatra afa-tsy fahafinaretana miserana ihany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 24-28 — Ar-Ra'd

24سَلَامٌ عَلَيْكُم بِمَا صَبَرْتُمْ ۚ فَنِعْمَ عُقْبَى الدَّارِ
“ Fiadanana ho Anareo, noho izay niharetanareo ! ” ho tsara tokoa ny fonenanareo any am-parany ! ”
25وَالَّذِينَ يَنقُضُونَ عَهْدَ اللَّهِ مِن بَعْدِ مِيثَاقِهِ وَيَقْطَعُونَ مَا أَمَرَ اللَّهُ بِهِ أَن يُوصَلَ وَيُفْسِدُونَ فِي الْأَرْضِ ۙ أُولَٰئِكَ لَهُمُ اللَّعْنَةُ وَلَهُمْ سُوءُ الدَّارِ
Ireo izay mivadika amin'ny fifanekena amin’i Allah aorian’ny fanekena izany, sy manapaka izay nirahin’i Allah atambatra ary manao fanakorontanana eto an-tany, izy ireo tokoa no maty antoka.
26اللَّهُ يَبْسُطُ الرِّزْقَ لِمَن يَشَاءُ وَيَقْدِرُ ۚ وَفَرِحُوا بِالْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَمَا الْحَيَاةُ الدُّنْيَا فِي الْآخِرَةِ إِلَّا مَتَاعٌ
Allah dia mizara ankalalahana ny anjara fiainana ho an’izay sitrany ary mametraka izany. Ary izy ireo dia faly tamin’ny fiainana teto an-tany, ary tsy inona ny fiainana eto an-tany raha ampitaina amin’ny any an-koatra afa-tsy fahafinaretana miserana ihany.
27وَيَقُولُ الَّذِينَ كَفَرُوا لَوْلَا أُنزِلَ عَلَيْهِ آيَةٌ مِّن رَّبِّهِ ۗ قُلْ إِنَّ اللَّهَ يُضِلُّ مَن يَشَاءُ وَيَهْدِي إِلَيْهِ مَنْ أَنَابَ
Ary niteny ireo izay tsy nino ka nanao hoe : ” Nahoana no tsy nampidinina taminy ny fahagagana izay avy amin’ny Tompony ? ” Teneno hoe : ” Marina fa, i Allah dia manary izay sitrany ary mitari-dàlana mankany Aminy izay mibebaka.
28الَّذِينَ آمَنُوا وَتَطْمَئِنُّ قُلُوبُهُم بِذِكْرِ اللَّهِ ۗ أَلَا بِذِكْرِ اللَّهِ تَطْمَئِنُّ الْقُلُوبُ
Ireo izay nino, ka tony ny fon’izy ireo nohon’ny fahatsiarovana an’i Allah”. Moa ve tsy amin’ny alalan’ny fahatsiarovana an’i Allah no mahatony ny fo ?
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
26Andininy

Fandikana — Ar-Ra'd 26

Surah Ar-Ra'd Andininy 26 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Allah dia mizara ankalalahana ny anjara fiainana ho an’izay sitrany…

Surah Andininy 26/43 — Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Ra'd Henoy, Ar-Ra'd Fandikana, Ar-Ra'd mp3, Ar-Ra'd pdf. Andininy 24–28. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers