Al-Hijr · 67/99
Fandikana Fanononana — Al-Hijr
وَجَاءَ أَهْلُ الْمَدِينَةِ يَسْتَبْشِرُونَ ۝٦٧
Wa jaaa`a ahlul madeenati yastabshiroon
📖 Dikany Malagasy
Fa ireo mponin’ny tanàna ( Sodoma) dia tonga (teo aminy) ankafaliana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 65-69 — Al-Hijr

65فَأَسْرِ بِأَهْلِكَ بِقِطْعٍ مِّنَ اللَّيْلِ وَاتَّبِعْ أَدْبَارَهُمْ وَلَا يَلْتَفِتْ مِنكُمْ أَحَدٌ وَامْضُوا حَيْثُ تُؤْمَرُونَ
“ Mandehana àry miaraka amin’ny fianakavianao Ianao amin’ny fahataperan’ny alina, ary araho avy ao aoriana izy ireo; ary aoka tsy hisy hitoditodika n'iza n'iza Aminareo; koa mandehana amin’izay handidiana Anareo Ianareo ”.
66وَقَضَيْنَا إِلَيْهِ ذَٰلِكَ الْأَمْرَ أَنَّ دَابِرَ هَٰؤُلَاءِ مَقْطُوعٌ مُّصْبِحِينَ
Ary nolazainay taminy izany didy izany : Fa ireny Olona ireny, amin’ny maraina, dia ho haringanay avokoa hatramin’ny farany.
67وَجَاءَ أَهْلُ الْمَدِينَةِ يَسْتَبْشِرُونَ
Fa ireo mponin’ny tanàna ( Sodoma) dia tonga (teo aminy) ankafaliana.
68قَالَ إِنَّ هَٰؤُلَاءِ ضَيْفِي فَلَا تَفْضَحُونِ
Nilaza Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Tena marina fa vahiniko izy ireo, aza manafitohina Ahy Ianareo
69وَاتَّقُوا اللَّهَ وَلَا تُخْزُونِ
Ary matahora an’i Allah Ianareo. Aza tafihinareo henatra Aho.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
67Andininy

Fandikana — Al-Hijr 67

Surah Al-Hijr Andininy 67 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa ireo mponin’ny tanàna ( Sodoma) dia tonga (teo aminy)…

Surah Andininy 67/99 — Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hijr Henoy, Al-Hijr Fandikana, Al-Hijr mp3, Al-Hijr pdf. Andininy 65–69. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers