Al-Hijr · 68/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
قَالَ إِنَّ هَٰؤُلَاءِ ضَيْفِي فَلَا تَفْضَحُونِ ۝٦٨
Qaala inna haaa`ulaaa`i daifee falaa tafdahoon
📖 Dikany Malagasy
Nilaza Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Tena marina fa vahiniko izy ireo, aza manafitohina Ahy Ianareo

🎧 Henoy


📜 Andininy 66-70 — Surah Al-Hijr

66وَقَضَيْنَا إِلَيْهِ ذَٰلِكَ الْأَمْرَ أَنَّ دَابِرَ هَٰؤُلَاءِ مَقْطُوعٌ مُّصْبِحِينَ
Ary nolazainay taminy izany didy izany : Fa ireny Olona ireny, amin’ny maraina, dia ho haringanay avokoa hatramin’ny farany.
67وَجَاءَ أَهْلُ الْمَدِينَةِ يَسْتَبْشِرُونَ
Fa ireo mponin’ny tanàna ( Sodoma) dia tonga (teo aminy) ankafaliana.
68قَالَ إِنَّ هَٰؤُلَاءِ ضَيْفِي فَلَا تَفْضَحُونِ
Nilaza Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Tena marina fa vahiniko izy ireo, aza manafitohina Ahy Ianareo
69وَاتَّقُوا اللَّهَ وَلَا تُخْزُونِ
Ary matahora an’i Allah Ianareo. Aza tafihinareo henatra Aho.
70قَالُوا أَوَلَمْ نَنْهَكَ عَنِ الْعَالَمِينَ
Niteny izy ireo (ireo olon’ny tanàna) hoe : “ Moa ve tsy efa nandrara Anao Izahay tamin’ny (fandraisana) olona ? ”
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
68Andininy

Fandikana — Al-Hijr 68

Surah Al-Hijr Andininy 68 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nilaza Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Tena marina…

Surah Andininy 68/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 66–70. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers