Al-Hijr · 78/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَإِن كَانَ أَصْحَابُ الْأَيْكَةِ لَظَالِمِينَ ۝٧٨
Wa in kaana Ashaabul Aikati lazaalimeen
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo mponin’ny Al-Aykat dia mpanao ny tsy rariny (ihany koa).

🎧 Henoy


📜 Andininy 76-80 — Surah Al-Hijr

76وَإِنَّهَا لَبِسَبِيلٍ مُّقِيمٍ
Izy io (io tanàna io) dia tena eo amin’ny làlana izay fantatry ny maro.
77إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّلْمُؤْمِنِينَ
Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo mpino.
78وَإِن كَانَ أَصْحَابُ الْأَيْكَةِ لَظَالِمِينَ
Ary ireo mponin’ny Al-Aykat dia mpanao ny tsy rariny (ihany koa).
79فَانتَقَمْنَا مِنْهُمْ وَإِنَّهُمَا لَبِإِمَامٍ مُّبِينٍ
Dia namaly azy ireo tamin’ny sazy Izahay, ary tena marina fa ireo (tanàna) Roa ireo dia teo amin’ny làlana mazava tsara.
80وَلَقَدْ كَذَّبَ أَصْحَابُ الْحِجْرِ الْمُرْسَلِينَ
Marina fa ireo mponin’ny Al-hijr dia efa nilaza fa mpandainga ireo Iraka.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
78Andininy

Fandikana — Al-Hijr 78

Surah Al-Hijr Andininy 78 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo mponin’ny Al-Aykat dia mpanao ny tsy rariny (ihany…

Surah Andininy 78/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 76–80. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers