Al-Hijr · 79/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
فَانتَقَمْنَا مِنْهُمْ وَإِنَّهُمَا لَبِإِمَامٍ مُّبِينٍ ۝٧٩
Fantaqamnaa minhum wa innahumaa labi imaamim mubeen
📖 Dikany Malagasy
Dia namaly azy ireo tamin’ny sazy Izahay, ary tena marina fa ireo (tanàna) Roa ireo dia teo amin’ny làlana mazava tsara.

🎧 Henoy


📜 Andininy 77-81 — Surah Al-Hijr

77إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّلْمُؤْمِنِينَ
Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo mpino.
78وَإِن كَانَ أَصْحَابُ الْأَيْكَةِ لَظَالِمِينَ
Ary ireo mponin’ny Al-Aykat dia mpanao ny tsy rariny (ihany koa).
79فَانتَقَمْنَا مِنْهُمْ وَإِنَّهُمَا لَبِإِمَامٍ مُّبِينٍ
Dia namaly azy ireo tamin’ny sazy Izahay, ary tena marina fa ireo (tanàna) Roa ireo dia teo amin’ny làlana mazava tsara.
80وَلَقَدْ كَذَّبَ أَصْحَابُ الْحِجْرِ الْمُرْسَلِينَ
Marina fa ireo mponin’ny Al-hijr dia efa nilaza fa mpandainga ireo Iraka.
81وَآتَيْنَاهُمْ آيَاتِنَا فَكَانُوا عَنْهَا مُعْرِضِينَ
Ary nasehonay tamin’izy ireo ny fahagagana avy Aminay nefa nitodi-damosina ihany izy ireo.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
79Andininy

Fandikana — Al-Hijr 79

Surah Al-Hijr Andininy 79 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia namaly azy ireo tamin’ny sazy Izahay, ary tena marina…

Surah Andininy 79/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 77–81. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers