Al-Hijr · 80/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَلَقَدْ كَذَّبَ أَصْحَابُ الْحِجْرِ الْمُرْسَلِينَ ۝٨٠
Wa laqad kazzaba ashaabul Hijril mursaleen
📖 Dikany Malagasy
Marina fa ireo mponin’ny Al-hijr dia efa nilaza fa mpandainga ireo Iraka.

🎧 Henoy


📜 Andininy 78-82 — Surah Al-Hijr

78وَإِن كَانَ أَصْحَابُ الْأَيْكَةِ لَظَالِمِينَ
Ary ireo mponin’ny Al-Aykat dia mpanao ny tsy rariny (ihany koa).
79فَانتَقَمْنَا مِنْهُمْ وَإِنَّهُمَا لَبِإِمَامٍ مُّبِينٍ
Dia namaly azy ireo tamin’ny sazy Izahay, ary tena marina fa ireo (tanàna) Roa ireo dia teo amin’ny làlana mazava tsara.
80وَلَقَدْ كَذَّبَ أَصْحَابُ الْحِجْرِ الْمُرْسَلِينَ
Marina fa ireo mponin’ny Al-hijr dia efa nilaza fa mpandainga ireo Iraka.
81وَآتَيْنَاهُمْ آيَاتِنَا فَكَانُوا عَنْهَا مُعْرِضِينَ
Ary nasehonay tamin’izy ireo ny fahagagana avy Aminay nefa nitodi-damosina ihany izy ireo.
82وَكَانُوا يَنْحِتُونَ مِنَ الْجِبَالِ بُيُوتًا آمِنِينَ
Ary nandavaka ny tendrombohitra mba hanaovana trano ka niaina tamim-pilaminana izy ireo.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
80Andininy

Fandikana — Al-Hijr 80

Surah Al-Hijr Andininy 80 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina fa ireo mponin’ny Al-hijr dia efa nilaza fa mpandainga…

Surah Andininy 80/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 78–82. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers