Al-Hijr · 89/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَقُلْ إِنِّي أَنَا النَّذِيرُ الْمُبِينُ ۝٨٩
Wa qul inneee anan nazeerul mubeen
📖 Dikany Malagasy
Ary lazao hoe : “ Marina fa Izaho no ilay Mpampitandrina Miharihary ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 87-91 — Surah Al-Hijr

87وَلَقَدْ آتَيْنَاكَ سَبْعًا مِّنَ الْمَثَانِي وَالْقُرْآنَ الْعَظِيمَ
Efa nomenay Anao tokoa “ Ireo Andininy fito[92] Averimberina (vakiana) ” ary koa ilay Vakiteny lehibe.
88لَا تَمُدَّنَّ عَيْنَيْكَ إِلَىٰ مَا مَتَّعْنَا بِهِ أَزْوَاجًا مِّنْهُمْ وَلَا تَحْزَنْ عَلَيْهِمْ وَاخْفِضْ جَنَاحَكَ لِلْمُؤْمِنِينَ
Aza jerena am-pitsiriritana ireo zavatra izay nanomezanay fifaliana miserana ho an’ireo mpivady sasantsasany amin’izy ireo. Ary aza malahelo ny momba azy ireo Ianao. Ary ampidino amin’ireo mpino ny fangorahanao.
89وَقُلْ إِنِّي أَنَا النَّذِيرُ الْمُبِينُ
Ary lazao hoe : “ Marina fa Izaho no ilay Mpampitandrina Miharihary ”.
90كَمَا أَنزَلْنَا عَلَى الْمُقْتَسِمِينَ
Tahaka ny nampidinanay (ny sazy) tamin’ireo izay tsy nino (tsy hanaraka ny Mpaminany).
91الَّذِينَ جَعَلُوا الْقُرْآنَ عِضِينَ
Ireo izay nanao ny Koroany ho singasingany maro (mikorontana mba hampisy ny fisalasalana).
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
89Andininy

Fandikana — Al-Hijr 89

Surah Al-Hijr Andininy 89 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary lazao hoe : “ Marina fa Izaho no ilay…

Surah Andininy 89/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 87–91. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers