Al-Hijr · 90/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
كَمَا أَنزَلْنَا عَلَى الْمُقْتَسِمِينَ ۝٩٠
Kamaaa anzalnaa `alal muqtasimeen
📖 Dikany Malagasy
Tahaka ny nampidinanay (ny sazy) tamin’ireo izay tsy nino (tsy hanaraka ny Mpaminany).

🎧 Henoy


📜 Andininy 88-92 — Surah Al-Hijr

88لَا تَمُدَّنَّ عَيْنَيْكَ إِلَىٰ مَا مَتَّعْنَا بِهِ أَزْوَاجًا مِّنْهُمْ وَلَا تَحْزَنْ عَلَيْهِمْ وَاخْفِضْ جَنَاحَكَ لِلْمُؤْمِنِينَ
Aza jerena am-pitsiriritana ireo zavatra izay nanomezanay fifaliana miserana ho an’ireo mpivady sasantsasany amin’izy ireo. Ary aza malahelo ny momba azy ireo Ianao. Ary ampidino amin’ireo mpino ny fangorahanao.
89وَقُلْ إِنِّي أَنَا النَّذِيرُ الْمُبِينُ
Ary lazao hoe : “ Marina fa Izaho no ilay Mpampitandrina Miharihary ”.
90كَمَا أَنزَلْنَا عَلَى الْمُقْتَسِمِينَ
Tahaka ny nampidinanay (ny sazy) tamin’ireo izay tsy nino (tsy hanaraka ny Mpaminany).
91الَّذِينَ جَعَلُوا الْقُرْآنَ عِضِينَ
Ireo izay nanao ny Koroany ho singasingany maro (mikorontana mba hampisy ny fisalasalana).
92فَوَرَبِّكَ لَنَسْأَلَنَّهُمْ أَجْمَعِينَ
Ary mianiana amin’ny Tomponao ! Fa Izahay dia tena hanontany azy rehetra
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
90Andininy

Fandikana — Al-Hijr 90

Surah Al-Hijr Andininy 90 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tahaka ny nampidinanay (ny sazy) tamin’ireo izay tsy nino (tsy…

Surah Andininy 90/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 88–92. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers