An-Nahl · 67/128
Fandikana Fanononana — Surah An-Nahl
وَمِن ثَمَرَاتِ النَّخِيلِ وَالْأَعْنَابِ تَتَّخِذُونَ مِنْهُ سَكَرًا وَرِزْقًا حَسَنًا ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّقَوْمٍ يَعْقِلُونَ ٦٧
Transliteration
Wa min samaraatin nakheeli wal a`nnaabi tattakhizoona minhu sakaranw wa rizqann hasanaa; inna fee zaalika la Aayatal liqawminy ya`qiloon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Amin’ny voan’ny palma sy ireo voaloboka no hakanareo zava-pisotro mahamamo, sy sakafo tena tsara.Tena marina fa ao anatin’izany dia misy famantarana ho an’ireo vahoaka izay misaina.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 65-69 — Surah An-Nahl
65وَاللَّهُ أَنزَلَ مِنَ السَّمَاءِ مَاءً فَأَحْيَا بِهِ الْأَرْضَ بَعْدَ مَوْتِهَا ۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّقَوْمٍ يَسْمَعُونَ
Ary i Allah no nampidina avy eny an-danitra ny rano, mba hamelomany indray ny tany aorian’ny fahafatesany. Tena marina fa ao anatin’izany, dia misy famantarana ho an’ireo vahoaka izay mihaino.
66وَإِنَّ لَكُمْ فِي الْأَنْعَامِ لَعِبْرَةً ۖ نُّسْقِيكُم مِّمَّا فِي بُطُونِهِ مِن بَيْنِ فَرْثٍ وَدَمٍ لَّبَنًا خَالِصًا سَائِغًا لِّلشَّارِبِينَ
Misy fampianarana ho Anareo tokoa amin’ireo biby. Hampisotro Anareo Izahay izay avy ao an-kibony, nalaina avy amin’ny fifangaroan’ny sakafo voalevona sy rà, ny ronono madio,mahafinaritra ho an’ny mpisotro Azy.
67وَمِن ثَمَرَاتِ النَّخِيلِ وَالْأَعْنَابِ تَتَّخِذُونَ مِنْهُ سَكَرًا وَرِزْقًا حَسَنًا ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّقَوْمٍ يَعْقِلُونَ
Amin’ny voan’ny palma sy ireo voaloboka no hakanareo zava-pisotro mahamamo, sy sakafo tena tsara.Tena marina fa ao anatin’izany dia misy famantarana ho an’ireo vahoaka izay misaina.
68وَأَوْحَىٰ رَبُّكَ إِلَى النَّحْلِ أَنِ اتَّخِذِي مِنَ الْجِبَالِ بُيُوتًا وَمِنَ الشَّجَرِ وَمِمَّا يَعْرِشُونَ
Ary nampilaza tamin’ireo tantely ny Tomponao ka nanao hoe : “ Manaova fonenana eny an-tendrombohitra Ianareo, amin’ny hazo ary koa amin’ny zavatra vitan’ny Olombelona ”.
69ثُمَّ كُلِي مِن كُلِّ الثَّمَرَاتِ فَاسْلُكِي سُبُلَ رَبِّكِ ذُلُلًا ۚ يَخْرُجُ مِن بُطُونِهَا شَرَابٌ مُّخْتَلِفٌ أَلْوَانُهُ فِيهِ شِفَاءٌ لِّلنَّاسِ ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّقَوْمٍ يَتَفَكَّرُونَ
Avy eo mihinàna Ianareo amin’ny karazam-boankazo rehetra, ka manaraha ny làlan’ny Tomponareo, izay namorainy ho Anareo. Mivoaka avy ao an-kibon’izy ireo ny zava-pisotro miloko maro samihafa, izay misy fanasitranana ho an’ny Olona.Tena marina fa ao anatin’izany dia misy famantarana ho an’ny vahoaka izay mandinika.
An-NahlFizahan-takila Koraña
128Andininy
MeccanRevelation
67Andininy
Fandikana — An-Nahl 67
Surah An-Nahl Andininy 67 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Amin’ny voan’ny palma sy ireo voaloboka no hakanareo zava-pisotro mahamamo,…Surah Andininy 67/128 — Surah An-Nahl النحل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nahl Henoy, Surah An-Nahl Fandikana, Surah An-Nahl mp3, Surah An-Nahl pdf. Andininy 65–69. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








