Al-Anbiya · 85/112
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anbiya
وَإِسْمَاعِيلَ وَإِدْرِيسَ وَذَا الْكِفْلِ ۖ كُلٌّ مِّنَ الصَّابِرِينَ ۝٨٥
Wa Ismaa`eela wa Idreesa wa Zal Kifli kullum minas saabireen
📖 Dikany Malagasy
Ary i Ismael sy Idris ary Zolkifl, samy anisan’ireo manam-paharetana avokoa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 83-87 — Surah Al-Anbiya

83۞ وَأَيُّوبَ إِذْ نَادَىٰ رَبَّهُ أَنِّي مَسَّنِيَ الضُّرُّ وَأَنتَ أَرْحَمُ الرَّاحِمِينَ
Ary i Joba, raha nitalaho tamin’ny Tompony izy nanao hoe : “Efa nianjady tamiko avokoa ny ratsy, nefa Ianao Ilay be Indrafo indrindra amin’ireo Mpamindra-fo !”
84فَاسْتَجَبْنَا لَهُ فَكَشَفْنَا مَا بِهِ مِن ضُرٍّ ۖ وَآتَيْنَاهُ أَهْلَهُ وَمِثْلَهُم مَّعَهُمْ رَحْمَةً مِّنْ عِندِنَا وَذِكْرَىٰ لِلْعَابِدِينَ
Dia nekenay ny fangatahany, ka noesorinay ny ratsy nihatra taminy ary naverinay taminy indray ny fianakaviany ary mbola nampinay mitovy amin’izany nohon'ny famindram-po avy aty Aminay ary ho fampahatsiahivana ho an’ireo mpanompo.
85وَإِسْمَاعِيلَ وَإِدْرِيسَ وَذَا الْكِفْلِ ۖ كُلٌّ مِّنَ الصَّابِرِينَ
Ary i Ismael sy Idris ary Zolkifl, samy anisan’ireo manam-paharetana avokoa.
86وَأَدْخَلْنَاهُمْ فِي رَحْمَتِنَا ۖ إِنَّهُم مِّنَ الصَّالِحِينَ
Ary nampidirinay ao anatin’ny famindram-ponay izy ireo satria tena marina fa anisan’ireo olo-mendrika.
87وَذَا النُّونِ إِذ ذَّهَبَ مُغَاضِبًا فَظَنَّ أَن لَّن نَّقْدِرَ عَلَيْهِ فَنَادَىٰ فِي الظُّلُمَاتِ أَن لَّا إِلَٰهَ إِلَّا أَنتَ سُبْحَانَكَ إِنِّي كُنتُ مِنَ الظَّالِمِينَ
Ary i Jonasy raha nandeha an-katezerana izy ; noheveriny fa tsy afaka hanao na inona na inona aminy Izahay. Ka nitalaho tao anatin’ny haizim-pito izy hoe :“Tsy misy zanahary hafa afa-tsy Ianao. Voninahitra anie ho Anao ! Tena marina fa isan’ireo nanao ny tsy rariny tokoa aho”.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
85Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 85

Surah Al-Anbiya Andininy 85 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary i Ismael sy Idris ary Zolkifl, samy anisan’ireo manam-paharetana…

Surah Andininy 85/112 — Surah Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anbiya Henoy, Surah Al-Anbiya Fandikana, Surah Al-Anbiya mp3, Surah Al-Anbiya pdf. Andininy 83–87. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers