Ash-Shu'ara · 122/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ ۝١٢٢
Wa inna Rabbaka la huwal `Azeezur Raheem
📖 Dikany Malagasy
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 120-124 — Ash-Shu'ara

120ثُمَّ أَغْرَقْنَا بَعْدُ الْبَاقِينَ
Avy eo dia narendrikay taorian’izany ireo sisa tavela.
121إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ
Marina fa amin’izany dia misy fahagagana tokoa, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mpino.
122وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
123كَذَّبَتْ عَادٌ الْمُرْسَلِينَ
Nilaza ireo Iraka ho mpandainga ireo ‘Aad.
124إِذْ قَالَ لَهُمْ أَخُوهُمْ هُودٌ أَلَا تَتَّقُونَ
Raha niteny tamin’izy ireo ny rahalahin’izy ireo Hod hoe : “Tsy manam-patahorana ve ianareo ?”
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
122Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 122

Surah Ash-Shu'ara Andininy 122 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay…

Surah Andininy 122/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 120–124. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers