Ash-Shu'ara · 138/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَمَا نَحْنُ بِمُعَذَّبِينَ ۝١٣٨
Wa maa nahnu bimu `azzabeen
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy ho faizina velively izahay.
🎧 Henoy

📜 Andininy 136-140 — Ash-Shu'ara

136قَالُوا سَوَاءٌ عَلَيْنَا أَوَعَظْتَ أَمْ لَمْ تَكُن مِّنَ الْوَاعِظِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Mitovy ihany izany aminay, na mananatra ianao na tsy anisan’ireo mpananatra !
137إِنْ هَٰذَا إِلَّا خُلُقُ الْأَوَّلِينَ
Tsy inona izany fa fomba fiainan’ireo teo aloha ihany.
138وَمَا نَحْنُ بِمُعَذَّبِينَ
Ary tsy ho faizina velively izahay.
139فَكَذَّبُوهُ فَأَهْلَكْنَاهُمْ ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ
Ka nilaza azy ho mpandainga izy ireo. Ary naringanay izy ireo.Tena marina fa amin’izany dia misy famantarana tokoa ! Nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mino.
140وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
138Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 138

Surah Ash-Shu'ara Andininy 138 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy ho faizina velively izahay.

Surah Andininy 138/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 136–140. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers