Ash-Shu'ara · 185/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
قَالُوا إِنَّمَا أَنتَ مِنَ الْمُسَحَّرِينَ ۝١٨٥
Qaalooo innamaa anta minal musahhareen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo hoe : “Ianao dia tena anisan’ireo olona voan’ny mosavy".
🎧 Henoy

📜 Andininy 183-187 — Ash-Shu'ara

183وَلَا تَبْخَسُوا النَّاسَ أَشْيَاءَهُمْ وَلَا تَعْثَوْا فِي الْأَرْضِ مُفْسِدِينَ
Ary aza manome ny olona izay latsaky ny tokony ho azy ianareo; ary aza manao fanakorontanana sy asa fanimbana eto an-tany ianareo.
184وَاتَّقُوا الَّذِي خَلَقَكُمْ وَالْجِبِلَّةَ الْأَوَّلِينَ
Ary matahora Ilay Nahary anareo sy ireo taranaka teo aloha ianareo.
185قَالُوا إِنَّمَا أَنتَ مِنَ الْمُسَحَّرِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Ianao dia tena anisan’ireo olona voan’ny mosavy".
186وَمَا أَنتَ إِلَّا بَشَرٌ مِّثْلُنَا وَإِن نَّظُنُّكَ لَمِنَ الْكَاذِبِينَ
Tsy iza ianao afa-tsy olombelona tahaka anay ihany ; ary izahay dia mihevitra tokoa fa tena anisan’ireo mpandainga ianao.
187فَأَسْقِطْ عَلَيْنَا كِسَفًا مِّنَ السَّمَاءِ إِن كُنتَ مِنَ الصَّادِقِينَ
Noho izany dia andatsaho ny tapaky ny lanitra izahay raha toa ka milaza ny marina ianao !”
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
185Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 185

Surah Ash-Shu'ara Andininy 185 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo hoe : “Ianao dia tena anisan’ireo olona…

Surah Andininy 185/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 183–187. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers