Ash-Shu'ara · 186/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَمَا أَنتَ إِلَّا بَشَرٌ مِّثْلُنَا وَإِن نَّظُنُّكَ لَمِنَ الْكَاذِبِينَ ۝١٨٦
Wa maaa anta illaa basharum mislunaa wa innazunnuka laminal kaazibeen
📖 Dikany Malagasy
Tsy iza ianao afa-tsy olombelona tahaka anay ihany ; ary izahay dia mihevitra tokoa fa tena anisan’ireo mpandainga ianao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 184-188 — Ash-Shu'ara

184وَاتَّقُوا الَّذِي خَلَقَكُمْ وَالْجِبِلَّةَ الْأَوَّلِينَ
Ary matahora Ilay Nahary anareo sy ireo taranaka teo aloha ianareo.
185قَالُوا إِنَّمَا أَنتَ مِنَ الْمُسَحَّرِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Ianao dia tena anisan’ireo olona voan’ny mosavy".
186وَمَا أَنتَ إِلَّا بَشَرٌ مِّثْلُنَا وَإِن نَّظُنُّكَ لَمِنَ الْكَاذِبِينَ
Tsy iza ianao afa-tsy olombelona tahaka anay ihany ; ary izahay dia mihevitra tokoa fa tena anisan’ireo mpandainga ianao.
187فَأَسْقِطْ عَلَيْنَا كِسَفًا مِّنَ السَّمَاءِ إِن كُنتَ مِنَ الصَّادِقِينَ
Noho izany dia andatsaho ny tapaky ny lanitra izahay raha toa ka milaza ny marina ianao !”
188قَالَ رَبِّي أَعْلَمُ بِمَا تَعْمَلُونَ
Niteny izy hoe : “Ny Tompoko no tena mahalala izay ataonareo”.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
186Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 186

Surah Ash-Shu'ara Andininy 186 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy iza ianao afa-tsy olombelona tahaka anay ihany ; ary…

Surah Andininy 186/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 184–188. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers