Ash-Shu'ara · 184/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَاتَّقُوا الَّذِي خَلَقَكُمْ وَالْجِبِلَّةَ الْأَوَّلِينَ ۝١٨٤
Wattaqul lazee khalaqakum waljibillatal awwaleen
📖 Dikany Malagasy
Ary matahora Ilay Nahary anareo sy ireo taranaka teo aloha ianareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 182-186 — Ash-Shu'ara

182وَزِنُوا بِالْقِسْطَاسِ الْمُسْتَقِيمِ
Ary mandanjà amin’ny fandanjana marina ianareo.
183وَلَا تَبْخَسُوا النَّاسَ أَشْيَاءَهُمْ وَلَا تَعْثَوْا فِي الْأَرْضِ مُفْسِدِينَ
Ary aza manome ny olona izay latsaky ny tokony ho azy ianareo; ary aza manao fanakorontanana sy asa fanimbana eto an-tany ianareo.
184وَاتَّقُوا الَّذِي خَلَقَكُمْ وَالْجِبِلَّةَ الْأَوَّلِينَ
Ary matahora Ilay Nahary anareo sy ireo taranaka teo aloha ianareo.
185قَالُوا إِنَّمَا أَنتَ مِنَ الْمُسَحَّرِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Ianao dia tena anisan’ireo olona voan’ny mosavy".
186وَمَا أَنتَ إِلَّا بَشَرٌ مِّثْلُنَا وَإِن نَّظُنُّكَ لَمِنَ الْكَاذِبِينَ
Tsy iza ianao afa-tsy olombelona tahaka anay ihany ; ary izahay dia mihevitra tokoa fa tena anisan’ireo mpandainga ianao.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
184Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 184

Surah Ash-Shu'ara Andininy 184 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary matahora Ilay Nahary anareo sy ireo taranaka teo aloha…

Surah Andininy 184/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 182–186. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers