Ash-Shu'ara · 60/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
فَأَتْبَعُوهُم مُّشْرِقِينَ ۝٦٠
Fa atba`oohum mushriqeen
📖 Dikany Malagasy
Nanenjika azy ireo izy ireo rehefa niposaka ny masoandro.
🎧 Henoy

📜 Andininy 58-62 — Ash-Shu'ara

58وَكُنُوزٍ وَمَقَامٍ كَرِيمٍ
Ary ireo harena sarobidy sy ny toerana mendrika.
59كَذَٰلِكَ وَأَوْرَثْنَاهَا بَنِي إِسْرَائِيلَ
Tahaka izany ! Ary dia nampandovanay ireo zanak’Israely izany (rehetra izany).
60فَأَتْبَعُوهُم مُّشْرِقِينَ
Nanenjika azy ireo izy ireo rehefa niposaka ny masoandro.
61فَلَمَّا تَرَاءَى الْجَمْعَانِ قَالَ أَصْحَابُ مُوسَىٰ إِنَّا لَمُدْرَكُونَ
Avy eo, rehefa nifampitazana ny andiany roa, dia niteny ireo olon’i Mosesy hoe : “Marina fa efa ho tratra tokoa isika”.
62قَالَ كَلَّا ۖ إِنَّ مَعِيَ رَبِّي سَيَهْدِينِ
Niteny izy (Mosa) hoe : “Tsia! Tena miaraka amiko ny Tompoko, ka hitari-dalana ahy Izy”.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
60Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 60

Surah Ash-Shu'ara Andininy 60 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nanenjika azy ireo izy ireo rehefa niposaka ny masoandro.

Surah Andininy 60/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 58–62. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers