Ash-Shu'ara · 71/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
قَالُوا نَعْبُدُ أَصْنَامًا فَنَظَلُّ لَهَا عَاكِفِينَ ۝٧١
Qaaloo na`budu asnaaman fanazallu lahaa `aakifeen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo hoe : “Manompo sampy izahay, ary tsy hitsahatra hiraiki-po amin’izy ireo”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 69-73 — Ash-Shu'ara

69وَاتْلُ عَلَيْهِمْ نَبَأَ إِبْرَاهِيمَ
Ary vakio amin’izy ireo ny vaovaon’i (tantaran’i) Abrahama.
70إِذْ قَالَ لِأَبِيهِ وَقَوْمِهِ مَا تَعْبُدُونَ
Rehefa niteny izy tamin’ny rainy sy ny vahoakany hoe : “Inona no tompoinareo ?”
71قَالُوا نَعْبُدُ أَصْنَامًا فَنَظَلُّ لَهَا عَاكِفِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Manompo sampy izahay, ary tsy hitsahatra hiraiki-po amin’izy ireo”.
72قَالَ هَلْ يَسْمَعُونَكُمْ إِذْ تَدْعُونَ
Niteny izy hoe : “Moa ve mandre anareo izy ireo rehefa miantso ianareo ?
73أَوْ يَنفَعُونَكُمْ أَوْ يَضُرُّونَ
Na koa manome tombontsoa anareo ? Na hanisy ratsy anareo ?
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
71Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 71

Surah Ash-Shu'ara Andininy 71 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo hoe : “Manompo sampy izahay, ary tsy…

Surah Andininy 71/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 69–73. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers