Ash-Shu'ara · 72/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
قَالَ هَلْ يَسْمَعُونَكُمْ إِذْ تَدْعُونَ ۝٧٢
Qaala hal yasma`oona kum iz tad`oon
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy hoe : “Moa ve mandre anareo izy ireo rehefa miantso ianareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 70-74 — Ash-Shu'ara

70إِذْ قَالَ لِأَبِيهِ وَقَوْمِهِ مَا تَعْبُدُونَ
Rehefa niteny izy tamin’ny rainy sy ny vahoakany hoe : “Inona no tompoinareo ?”
71قَالُوا نَعْبُدُ أَصْنَامًا فَنَظَلُّ لَهَا عَاكِفِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Manompo sampy izahay, ary tsy hitsahatra hiraiki-po amin’izy ireo”.
72قَالَ هَلْ يَسْمَعُونَكُمْ إِذْ تَدْعُونَ
Niteny izy hoe : “Moa ve mandre anareo izy ireo rehefa miantso ianareo ?
73أَوْ يَنفَعُونَكُمْ أَوْ يَضُرُّونَ
Na koa manome tombontsoa anareo ? Na hanisy ratsy anareo ?
74قَالُوا بَلْ وَجَدْنَا آبَاءَنَا كَذَٰلِكَ يَفْعَلُونَ
Niteny izy ireo hoe : “Tsia ! Fa izahay nahita ireo razambenay dia tahaka izany no nataony”.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
72Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 72

Surah Ash-Shu'ara Andininy 72 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy hoe : “Moa ve mandre anareo izy ireo…

Surah Andininy 72/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 70–74. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers