Ash-Shu'ara · 80/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَإِذَا مَرِضْتُ فَهُوَ يَشْفِينِ ۝٨٠
Wa izaa mardtu fahuwa yashfeen
📖 Dikany Malagasy
Ary raha marary aho, dia Izy no manasitrana ahy.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 78-82 — Surah Ash-Shu'ara

78الَّذِي خَلَقَنِي فَهُوَ يَهْدِينِ
Izay nahary ahy ary Izy no mitari-dalana ahy.
79وَالَّذِي هُوَ يُطْعِمُنِي وَيَسْقِينِ
Ary Izy no nampihinana ahy sy nampisotro ahy.
80وَإِذَا مَرِضْتُ فَهُوَ يَشْفِينِ
Ary raha marary aho, dia Izy no manasitrana ahy.
81وَالَّذِي يُمِيتُنِي ثُمَّ يُحْيِينِ
Ary Izy no hamono ahy, avy eo hanome aina ahy indray.
82وَالَّذِي أَطْمَعُ أَن يَغْفِرَ لِي خَطِيئَتِي يَوْمَ الدِّينِ
Ary Izy ilay irìko hamela ireo fahadisoako, amin’ny andro fanomezana ny valin’asa.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
80Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 80

Surah Ash-Shu'ara Andininy 80 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha marary aho, dia Izy no manasitrana ahy.

Surah Andininy 80/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 78–82. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers