Ash-Shu'ara · 91/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَبُرِّزَتِ الْجَحِيمُ لِلْغَاوِينَ ۝٩١
Wa burrizatil Jaheemu lilghaaween
📖 Dikany Malagasy
Ary haseho ny afobe, ho an’ireo very lalana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 89-93 — Surah Ash-Shu'ara

89إِلَّا مَنْ أَتَى اللَّهَ بِقَلْبٍ سَلِيمٍ
Afa-tsy izay tonga eo anatrehan’I Allah miaraka amin’ny fo madio.
90وَأُزْلِفَتِ الْجَنَّةُ لِلْمُتَّقِينَ
Ary hampanatonina ny Paradisa, ho an’ireo nanam-patahorana.
91وَبُرِّزَتِ الْجَحِيمُ لِلْغَاوِينَ
Ary haseho ny afobe, ho an’ireo very lalana.
92وَقِيلَ لَهُمْ أَيْنَ مَا كُنتُمْ تَعْبُدُونَ
Ary ho tenenina amin’izy ireo hoe : “Aiza ireo izay notompoinareo?"
93مِن دُونِ اللَّهِ هَلْ يَنصُرُونَكُمْ أَوْ يَنتَصِرُونَ
Ankoatr’I Allah ? Moa ve manavotra anareo izy ireo ? Sa afaka manavotra ny tenany ve izy ireo ?
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
91Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 91

Surah Ash-Shu'ara Andininy 91 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary haseho ny afobe, ho an’ireo very lalana.

Surah Andininy 91/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 89–93. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers