Fatira · 19/45
Fandikana Fanononana — Surah Fatira
وَمَا يَسْتَوِي الْأَعْمَىٰ وَالْبَصِيرُ ۝١٩
Wa maa tastawil a`maa wal baseer
📖 Dikany Malagasy
Tsy mitovy ny jamba sy ny mahiratra,

🎧 Henoy


📜 Andininy 17-21 — Surah Fatira

17وَمَا ذَٰلِكَ عَلَى اللَّهِ بِعَزِيزٍ
Ary tsy sarotra velively amin’i Allah izany.
18وَلَا تَزِرُ وَازِرَةٌ وِزْرَ أُخْرَىٰ ۚ وَإِن تَدْعُ مُثْقَلَةٌ إِلَىٰ حِمْلِهَا لَا يُحْمَلْ مِنْهُ شَيْءٌ وَلَوْ كَانَ ذَا قُرْبَىٰ ۗ إِنَّمَا تُنذِرُ الَّذِينَ يَخْشَوْنَ رَبَّهُم بِالْغَيْبِ وَأَقَامُوا الصَّلَاةَ ۚ وَمَن تَزَكَّىٰ فَإِنَّمَا يَتَزَكَّىٰ لِنَفْسِهِ ۚ وَإِلَى اللَّهِ الْمَصِيرُ
Tsy hisy anefa hizaka ny enta-mavesatry ny hafa. Ary raha misy olona vesaram-pahotana mangataka fanampiana, dia tsy misy olon-kafa hitondra ny fahotany mihitsy, na dia ny havana akaiky aza. Ireo matahotra ny Tompony ihany no ampitandremanao, na dia tsy mahita Azy aza izy ireo, ary manatanteraka ny vavaka soalat. Ary izay midio, dia midio ho an’ny tenany ihany, fa any amin’i Allah no fiafarana.
19وَمَا يَسْتَوِي الْأَعْمَىٰ وَالْبَصِيرُ
Tsy mitovy ny jamba sy ny mahiratra,
20وَلَا الظُّلُمَاتُ وَلَا النُّورُ
na ny aizina sy ny hazavana,
21وَلَا الظِّلُّ وَلَا الْحَرُورُ
na ny aloka sy ny hafanana migaingaina.
FatiraFizahan-takila Koraña
45Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — Fatira 19

Surah Fatira Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy mitovy ny jamba sy ny mahiratra,

Surah Andininy 19/45 — Surah Fatira فاطر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Fatira Henoy, Surah Fatira Fandikana, Surah Fatira mp3, Surah Fatira pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers