As-Saffat · 104/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
وَنَادَيْنَاهُ أَن يَا إِبْرَاهِيمُ ١٠٤
Transliteration
Wa naadainaahu ai yaaaa Ibraheem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ka indro Izahay niantso azy hoe: “ Ô ry Ibrahimo !
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 102-106 — As-Saffat
102فَلَمَّا بَلَغَ مَعَهُ السَّعْيَ قَالَ يَا بُنَيَّ إِنِّي أَرَىٰ فِي الْمَنَامِ أَنِّي أَذْبَحُكَ فَانظُرْ مَاذَا تَرَىٰ ۚ قَالَ يَا أَبَتِ افْعَلْ مَا تُؤْمَرُ ۖ سَتَجِدُنِي إِن شَاءَ اللَّهُ مِنَ الصَّابِرِينَ
Ary rehefa nahatratra ny taona ahafahany miaraka aminy izy dia niteny (Ibrahimo) hoe: “Anaka, izaho dia nahita tamin’ny nofy fa nanao sorona anao. Ka ahoana àry ny fahitanao izany”. Niteny (Ismaely) hoe: “Ry dada ô! Ataovy izay nandidiana anao fa ho hitanao aho, raha sitrak’i Allah, fa anisan’ireo manam-paharetana.
103فَلَمَّا أَسْلَمَا وَتَلَّهُ لِلْجَبِينِ
Avy eo rehefa nanaiky (ny didin’i Allah) izy roa dia nojereny,
104وَنَادَيْنَاهُ أَن يَا إِبْرَاهِيمُ
Ka indro Izahay niantso azy hoe: “ Ô ry Ibrahimo !
105قَدْ صَدَّقْتَ الرُّؤْيَا ۚ إِنَّا كَذَٰلِكَ نَجْزِي الْمُحْسِنِينَ
Tena notanterahinao tokoa ny nofy. Tahaka izany no hanomezanay valisoa ireo mpanao asa soa.
106إِنَّ هَٰذَا لَهُوَ الْبَلَاءُ الْمُبِينُ
Izany tokoa no fitsapana tena miharihary.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
104Andininy
Fandikana — As-Saffat 104
Surah As-Saffat Andininy 104 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka indro Izahay niantso azy hoe: “ Ô ry Ibrahimo…Surah Andininy 104/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 102–106. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








