As-Saffat · 86/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
أَئِفْكًا آلِهَةً دُونَ اللَّهِ تُرِيدُونَ ٨٦
Transliteration
A`ifkan aalihatan doonal laahi tureedoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Mitady Tompo maro hafa ivelan’I Allah ve ianareo ?
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 84-88 — Surah As-Saffat
84إِذْ جَاءَ رَبَّهُ بِقَلْبٍ سَلِيمٍ
Raha tonga tamin’ny Tompony izy amin’ny fo madio.
85إِذْ قَالَ لِأَبِيهِ وَقَوْمِهِ مَاذَا تَعْبُدُونَ
Rehefa niteny izy tamin’ny Rainy sy ny vahoakany hoe : “Inona no tompoinareo ?"
86أَئِفْكًا آلِهَةً دُونَ اللَّهِ تُرِيدُونَ
Mitady Tompo maro hafa ivelan’I Allah ve ianareo ?
87فَمَا ظَنُّكُم بِرَبِّ الْعَالَمِينَ
Inona ary ny hevitrareo mahakasika ny Tompon'izao tontolo izao ?
88فَنَظَرَ نَظْرَةً فِي النُّجُومِ
Avy eo dia nanopy maso izy ka nijery ireo kintana
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
86Andininy
Fandikana — As-Saffat 86
Surah As-Saffat Andininy 86 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mitady Tompo maro hafa ivelan’I Allah ve ianareo ?Surah Andininy 86/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 84–88. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








