As-Saffat · 91/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
فَرَاغَ إِلَىٰ آلِهَتِهِمْ فَقَالَ أَلَا تَأْكُلُونَ ٩١
Transliteration
Faraagha ilaaa aalihatihim faqaala alaa taakuloon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Dia nizotra moramora nankany amin’ny sampin’izy ireo izy, ary niteny hoe : “Moa ve tsy mihinana ianareo ?"
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 89-93 — Surah As-Saffat
89فَقَالَ إِنِّي سَقِيمٌ
Sady niteny izy hoe : “Marina tokoa fa marary aho”
90فَتَوَلَّوْا عَنْهُ مُدْبِرِينَ
Nimboho azy izy ireo dia nandeha.
91فَرَاغَ إِلَىٰ آلِهَتِهِمْ فَقَالَ أَلَا تَأْكُلُونَ
Dia nizotra moramora nankany amin’ny sampin’izy ireo izy, ary niteny hoe : “Moa ve tsy mihinana ianareo ?"
92مَا لَكُمْ لَا تَنطِقُونَ
Fa inona no tsy mampiteny anareo?
93فَرَاغَ عَلَيْهِمْ ضَرْبًا بِالْيَمِينِ
Avy eo nokapohiny antsokosoko izy ireo tamin’ny tanany havanana.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
91Andininy
Fandikana — As-Saffat 91
Surah As-Saffat Andininy 91 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia nizotra moramora nankany amin’ny sampin’izy ireo izy, ary niteny…Surah Andininy 91/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 89–93. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








