Mohammady · 18/38
Fandikana Fanononana — Mohammady
فَهَلْ يَنظُرُونَ إِلَّا السَّاعَةَ أَن تَأْتِيَهُم بَغْتَةً ۖ فَقَدْ جَاءَ أَشْرَاطُهَا ۚ فَأَنَّىٰ لَهُمْ إِذَا جَاءَتْهُمْ ذِكْرَاهُمْ ۝١٨
Fahal yanzuroona illas Saa`ata an taatiyahum baghtatan faqad jaaa`a ashraatuhaa; fa-annnaa lahum izaa jaaa`at hum zikraahum
📖 Dikany Malagasy
Ny fahatongavan’ilay Ora tampoka va no andrasan’izy ireo ? kanefa dia efa tonga tokoa ireo famantarana mialoha. Ary ahoana no ahafahan’izy ireo hahatsiaro rehefa tonga tampoka izany ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 16-20 — Mohammady

16وَمِنْهُم مَّن يَسْتَمِعُ إِلَيْكَ حَتَّىٰ إِذَا خَرَجُوا مِنْ عِندِكَ قَالُوا لِلَّذِينَ أُوتُوا الْعِلْمَ مَاذَا قَالَ آنِفًا ۚ أُولَٰئِكَ الَّذِينَ طَبَعَ اللَّهُ عَلَىٰ قُلُوبِهِمْ وَاتَّبَعُوا أَهْوَاءَهُمْ
Ary misy amin’izy ireo ny mihaino anao. Ka raha vao nivoaka tao aminao izy ireo, dia niteny tamin’ireo nahazo fahalalana hoe : “Inona no nolazainy teo ?" Hidin’I Allah ny fon'izy ireny fa nanaraka ny sitra-pony.
17وَالَّذِينَ اهْتَدَوْا زَادَهُمْ هُدًى وَآتَاهُمْ تَقْوَاهُمْ
Fa izay nanaraka ny lalana mahitsy kosa, dia nampitomboiny ny fahitsin’izy ireo, ary nataony vontom-pinoana (izy ireo).
18فَهَلْ يَنظُرُونَ إِلَّا السَّاعَةَ أَن تَأْتِيَهُم بَغْتَةً ۖ فَقَدْ جَاءَ أَشْرَاطُهَا ۚ فَأَنَّىٰ لَهُمْ إِذَا جَاءَتْهُمْ ذِكْرَاهُمْ
Ny fahatongavan’ilay Ora tampoka va no andrasan’izy ireo ? kanefa dia efa tonga tokoa ireo famantarana mialoha. Ary ahoana no ahafahan’izy ireo hahatsiaro rehefa tonga tampoka izany ?
19فَاعْلَمْ أَنَّهُ لَا إِلَٰهَ إِلَّا اللَّهُ وَاسْتَغْفِرْ لِذَنبِكَ وَلِلْمُؤْمِنِينَ وَالْمُؤْمِنَاتِ ۗ وَاللَّهُ يَعْلَمُ مُتَقَلَّبَكُمْ وَمَثْوَاكُمْ
Fantaro àry, fa tsy misy Tompo afa-tsy I Allah ary mangataha ny hamelany ny fahotanao sy an’ireo mpino, lahy na vavy. Fantatr’I Allah izay ataonareo, sy izay toerana hialanareo sasatra.
20وَيَقُولُ الَّذِينَ آمَنُوا لَوْلَا نُزِّلَتْ سُورَةٌ ۖ فَإِذَا أُنزِلَتْ سُورَةٌ مُّحْكَمَةٌ وَذُكِرَ فِيهَا الْقِتَالُ ۙ رَأَيْتَ الَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ يَنظُرُونَ إِلَيْكَ نَظَرَ الْمَغْشِيِّ عَلَيْهِ مِنَ الْمَوْتِ ۖ فَأَوْلَىٰ لَهُمْ
Hoy ireo mpino : ‘’Indrisy ! Raha mba nisy antokon-tsoratra nidina mantsy !‘’ Kanefa raha vao midina amin’ny antokon-tsoratra mazava anankiray, ka voalaza ao anatin’izany ny resaka ady, dia hitanareo ireo manana areti-po fa hijery anao toy ny fijerin’olona ho torana eo anoloan’ny fahafatesana. Ho tsara kokoa ho azy ireo izany.
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
18Andininy

Fandikana — Mohammady 18

Surah Mohammady Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny fahatongavan’ilay Ora tampoka va no andrasan’izy ireo ? kanefa…

Surah Andininy 18/38 — Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Mohammady Henoy, Mohammady Fandikana, Mohammady mp3, Mohammady pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers