An-Najm · 34/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
وَأَعْطَىٰ قَلِيلًا وَأَكْدَىٰ ۝٣٤
Wa a`taa qaleelanw wa akdaa
📖 Dikany Malagasy
Nanome kely, avy eo, nitsahatra tsy nanome ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 32-36 — Surah An-Najm

32الَّذِينَ يَجْتَنِبُونَ كَبَائِرَ الْإِثْمِ وَالْفَوَاحِشَ إِلَّا اللَّمَمَ ۚ إِنَّ رَبَّكَ وَاسِعُ الْمَغْفِرَةِ ۚ هُوَ أَعْلَمُ بِكُمْ إِذْ أَنشَأَكُم مِّنَ الْأَرْضِ وَإِذْ أَنتُمْ أَجِنَّةٌ فِي بُطُونِ أُمَّهَاتِكُمْ ۖ فَلَا تُزَكُّوا أَنفُسَكُمْ ۖ هُوَ أَعْلَمُ بِمَنِ اتَّقَىٰ
Ireo izay mihataka ny fahotana lehibe, sy ny fahavetavetana, ka tsy manao afa-tsy ny hadisoana madinika, dia hamafisina, fa lehibe tokoa ny fahamelan-kelokan'ny Tomponao. Izy no tena mahafantatra anareo, rehefa nahary anareo avy amin’ny tany Izy, sy fony ianareo mbola zazarano tao an-kibon-dreninareo. Aza manadio tena ianareo, fa Izy no tena mahalala izay tena vonto-pinoana.
33أَفَرَأَيْتَ الَّذِي تَوَلَّىٰ
Hitanao va ilay nanome lamosina ?
34وَأَعْطَىٰ قَلِيلًا وَأَكْدَىٰ
Nanome kely, avy eo, nitsahatra tsy nanome ?
35أَعِندَهُ عِلْمُ الْغَيْبِ فَهُوَ يَرَىٰ
Manana fahalalana ny zava-miafina va izy ka hitany ?
36أَمْ لَمْ يُنَبَّأْ بِمَا فِي صُحُفِ مُوسَىٰ
Tsy nambara taminy va izay tao anatin’ny takelak’i Mosesy.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — An-Najm 34

Surah An-Najm Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nanome kely, avy eo, nitsahatra tsy nanome ?

Surah Andininy 34/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers