Al-Waqi'ah · 62/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
وَلَقَدْ عَلِمْتُمُ النَّشْأَةَ الْأُولَىٰ فَلَوْلَا تَذَكَّرُونَ ۝٦٢
Wa laqad `alimtumun nash atal oolaa falaw laa tazakkaroon
📖 Dikany Malagasy
Nahafantatra ny famoronana voalohany ianareo. Ka moa tsy tsaroanareo va izany ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 60-64 — Surah Al-Waqi'ah

60نَحْنُ قَدَّرْنَا بَيْنَكُمُ الْمَوْتَ وَمَا نَحْنُ بِمَسْبُوقِينَ
Efa noferanay ny fahafatesana eo aminareo ka tsy ho voasakana mihitsy izahay.
61عَلَىٰ أَن نُّبَدِّلَ أَمْثَالَكُمْ وَنُنشِئَكُمْ فِي مَا لَا تَعْلَمُونَ
Hanolo anareo amin’izay mitovy aminareo ary hamelona anareo indray amin’izay tsy fantatrareo.
62وَلَقَدْ عَلِمْتُمُ النَّشْأَةَ الْأُولَىٰ فَلَوْلَا تَذَكَّرُونَ
Nahafantatra ny famoronana voalohany ianareo. Ka moa tsy tsaroanareo va izany ?
63أَفَرَأَيْتُم مَّا تَحْرُثُونَ
Mba hitanareo va ny asa-tany izay ataonareo ?
64أَأَنتُمْ تَزْرَعُونَهُ أَمْ نَحْنُ الزَّارِعُونَ
Ianareo va no mamboly izany ? Sa Izahay no Mpamboly ?
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
62Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 62

Surah Al-Waqi'ah Andininy 62 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nahafantatra ny famoronana voalohany ianareo. Ka moa tsy tsaroanareo va…

Surah Andininy 62/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 60–64. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers