Al-Waqi'ah · 63/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
أَفَرَأَيْتُم مَّا تَحْرُثُونَ ۝٦٣
Afara`aytum maa tahrusoon
📖 Dikany Malagasy
Mba hitanareo va ny asa-tany izay ataonareo ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 61-65 — Surah Al-Waqi'ah

61عَلَىٰ أَن نُّبَدِّلَ أَمْثَالَكُمْ وَنُنشِئَكُمْ فِي مَا لَا تَعْلَمُونَ
Hanolo anareo amin’izay mitovy aminareo ary hamelona anareo indray amin’izay tsy fantatrareo.
62وَلَقَدْ عَلِمْتُمُ النَّشْأَةَ الْأُولَىٰ فَلَوْلَا تَذَكَّرُونَ
Nahafantatra ny famoronana voalohany ianareo. Ka moa tsy tsaroanareo va izany ?
63أَفَرَأَيْتُم مَّا تَحْرُثُونَ
Mba hitanareo va ny asa-tany izay ataonareo ?
64أَأَنتُمْ تَزْرَعُونَهُ أَمْ نَحْنُ الزَّارِعُونَ
Ianareo va no mamboly izany ? Sa Izahay no Mpamboly ?
65لَوْ نَشَاءُ لَجَعَلْنَاهُ حُطَامًا فَظَلْتُمْ تَفَكَّهُونَ
Raha tianay dia ho potehinay izany. Ary dia tsy hitsahatra ny fahagaganareo:
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
63Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 63

Surah Al-Waqi'ah Andininy 63 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mba hitanareo va ny asa-tany izay ataonareo ?

Surah Andininy 63/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 61–65. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers