Al-Waqi'ah · 85/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
وَنَحْنُ أَقْرَبُ إِلَيْهِ مِنكُمْ وَلَٰكِن لَّا تُبْصِرُونَ ۝٨٥
Wa nahnu aqrabu ilaihi minkum wa laakil laa tubsiroon
📖 Dikany Malagasy
Dia izahay no akaiky azy kokoa noho ianareo, saingy tsy hitanareo mihitsy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 83-87 — Surah Al-Waqi'ah

83فَلَوْلَا إِذَا بَلَغَتِ الْحُلْقُومَ
Rehefa miakatra eo an-tenda ny aina.
84وَأَنتُمْ حِينَئِذٍ تَنظُرُونَ
Ary mijery ianareo amin’izany fotoana izany.
85وَنَحْنُ أَقْرَبُ إِلَيْهِ مِنكُمْ وَلَٰكِن لَّا تُبْصِرُونَ
Dia izahay no akaiky azy kokoa noho ianareo, saingy tsy hitanareo mihitsy.
86فَلَوْلَا إِن كُنتُمْ غَيْرَ مَدِينِينَ
Ahoana àry, raha mino ianareo fa tsy ho tsaraina.
87تَرْجِعُونَهَا إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
No tsy averinareo izy, raha mpilaza ny marina tokoa ianareo ?
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
85Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 85

Surah Al-Waqi'ah Andininy 85 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia izahay no akaiky azy kokoa noho ianareo, saingy tsy…

Surah Andininy 85/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 83–87. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers