Al-Waqi'ah · 86/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
فَلَوْلَا إِن كُنتُمْ غَيْرَ مَدِينِينَ ۝٨٦
Falaw laaa in kuntum ghira madeeneen
📖 Dikany Malagasy
Ahoana àry, raha mino ianareo fa tsy ho tsaraina.

🎧 Henoy


📜 Andininy 84-88 — Surah Al-Waqi'ah

84وَأَنتُمْ حِينَئِذٍ تَنظُرُونَ
Ary mijery ianareo amin’izany fotoana izany.
85وَنَحْنُ أَقْرَبُ إِلَيْهِ مِنكُمْ وَلَٰكِن لَّا تُبْصِرُونَ
Dia izahay no akaiky azy kokoa noho ianareo, saingy tsy hitanareo mihitsy.
86فَلَوْلَا إِن كُنتُمْ غَيْرَ مَدِينِينَ
Ahoana àry, raha mino ianareo fa tsy ho tsaraina.
87تَرْجِعُونَهَا إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
No tsy averinareo izy, raha mpilaza ny marina tokoa ianareo ?
88فَأَمَّا إِن كَانَ مِنَ الْمُقَرَّبِينَ
Fa raha isan’ireo manakaiky an’I Allah izy.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
86Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 86

Surah Al-Waqi'ah Andininy 86 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ahoana àry, raha mino ianareo fa tsy ho tsaraina.

Surah Andininy 86/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 84–88. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers