Al-An'am · 39/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَالَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا صُمٌّ وَبُكْمٌ فِي الظُّلُمَاتِ ۗ مَن يَشَإِ اللَّهُ يُضْلِلْهُ وَمَن يَشَأْ يَجْعَلْهُ عَلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ ۝٣٩
Wallazeena kazzaboo bi Aayaatinaa summunw wa bukmun fiz zulumaat; mai yasha il laahu yudlilh; wa mai yashaa yaj`alhu `alaa Siraatim Mustaqeem
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo izay nilaza fa lainga ireo fanambaranay dia marenina sy moana ao anatin'ny haizim-pito. Izay sitrak’I Allah dia ho vereziny ary koa izay sitrany dia tantaniny amin’ny lala-mahitsy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 37-41 — Al-An'am

37وَقَالُوا لَوْلَا نُزِّلَ عَلَيْهِ آيَةٌ مِّن رَّبِّهِ ۚ قُلْ إِنَّ اللَّهَ قَادِرٌ عَلَىٰ أَن يُنَزِّلَ آيَةً وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَهُمْ لَا يَعْلَمُونَ
Ary hoy izy ireo hoe : “Nahoana no tsy nisy fahagagana nampidinina taminy avy amin’ny Tompony ?” Teneno hoe : “Tena marina fa I Allah dia afaka mampidina fahagagana. Kanefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahalala izany".
38وَمَا مِن دَابَّةٍ فِي الْأَرْضِ وَلَا طَائِرٍ يَطِيرُ بِجَنَاحَيْهِ إِلَّا أُمَمٌ أَمْثَالُكُم ۚ مَّا فَرَّطْنَا فِي الْكِتَابِ مِن شَيْءٍ ۚ ثُمَّ إِلَىٰ رَبِّهِمْ يُحْشَرُونَ
Ary tsy misy biby mandeha eto ambonin’ny tany na vorona manidina amin’ny elany roa, ka tsy manana fiaraha-monina tahaka anareo. Tsy misy zavatra nataonay tsirambina ao anaty Boky na dia kely aza, avy eo any amin’ny Tompon’izy ireo no hamoriana azy ireo.
39وَالَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا صُمٌّ وَبُكْمٌ فِي الظُّلُمَاتِ ۗ مَن يَشَإِ اللَّهُ يُضْلِلْهُ وَمَن يَشَأْ يَجْعَلْهُ عَلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Ary ireo izay nilaza fa lainga ireo fanambaranay dia marenina sy moana ao anatin'ny haizim-pito. Izay sitrak’I Allah dia ho vereziny ary koa izay sitrany dia tantaniny amin’ny lala-mahitsy.
40قُلْ أَرَأَيْتَكُمْ إِنْ أَتَاكُمْ عَذَابُ اللَّهِ أَوْ أَتَتْكُمُ السَّاعَةُ أَغَيْرَ اللَّهِ تَدْعُونَ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Teneno hoe : “Ahoana no ataonareo raha tonga aminareo ny famaizan’I Allah, na koa tonga aminareo ilay Ora farany? Moa ve hiantso voanjy ankoatr’I Allah raha toa ka marina ny anareo ?”.
41بَلْ إِيَّاهُ تَدْعُونَ فَيَكْشِفُ مَا تَدْعُونَ إِلَيْهِ إِن شَاءَ وَتَنسَوْنَ مَا تُشْرِكُونَ
Tsia ! Izy irery ihany no antsoinareo ka hampisava izay antony niantsoanareo Azy,ary hanadino izay nakambanareo Taminy ianareo.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
39Andininy

Fandikana — Al-An'am 39

Surah Al-An'am Andininy 39 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo izay nilaza fa lainga ireo fanambaranay dia marenina…

Surah Andininy 39/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 37–41. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers